Mangues , Litchis , Papay ......
21. kitjo
(
13/12/2006 06:58)
papay manta akia dia raper-na oh manao lasary karoty ireny dia asiana vinegrety an!
ra tsy tiandry d somary arotsaka kely anaty rano mangotraka vety2 kely fts d rano mangitsy aveo...
mmhh..somary asiana voanjo kely d atao sosy masikita an..hhmmm
ra tsy tiandry d somary arotsaka kely anaty rano mangotraka vety2 kely fts d rano mangitsy aveo...
mmhh..somary asiana voanjo kely d atao sosy masikita an..hhmmm
22. ikaretsaka
(
15/12/2006 20:54)
Aty aminay moa izao fia fotoanan'ny berries (fraises, framboises, blackberry, blueberry, cranberries) sns
fa ireny kao hono tsara atao jus an
lasa tia toaka mihitsy anie izao fa vao miala de daiquuiri..
afangaro aby ireo dia asiana toaka (rhum) sy glacons kely ao anaty mixer dia petahana ao...
tsaraaaaa
fa ireny kao hono tsara atao jus an
lasa tia toaka mihitsy anie izao fa vao miala de daiquuiri..
afangaro aby ireo dia asiana toaka (rhum) sy glacons kely ao anaty mixer dia petahana ao...
tsaraaaaa
24. vale
(
16/12/2006 18:35)
Fiffi a: azo afangaro karoty no-rapéna kely koa ilay lasary papay, andramo fa tena, miam,...ny anay aloha de atao ampangotrahina kely foana e, fa izao aho vao mahalala io lazain'i Kitjo io, saotra Kitjo a!
25. ikaretsaka
(
16/12/2006 23:08)
fa aza raha misy any aminareo fa misy koa ny atao hoe grass juice...
bozaka no atao jus... tsaraaaaaaa
bozaka no atao jus... tsaraaaaaaa
