taxi b 133

1. Tahiry ( 30/11/2006 08:36)
:xazafady fa tsy ny ligne 133 retra no tiako ho resahana eto, nefa tsy afaka hitonona ny numerao n'lay fiara koa ny tenanay fa zao
misy @izy reny mijanonjanona b sy maharitra ela @arrêt sy @zay toerana afaka andraisana ol rehetra; nefa refa mba mteny ny mpandeh maika hamonjy lera d vao mainka ataony le zavatra ka dé hôtry ny naharangitra ihany;
Ary mety tsy io hitako io rery no manao an'zany fa misy hafa koa ka asa na mba ahôna hoy ianao
novalian'i vahatra22 ny 12/01/2007 09:41
2. pika ( 30/11/2006 09:53)
ny sasany indray aza tsy 133 aloha isaky ny arrêt dia mijanona elabe dia rehefa mahazo lalana dia mirimorimo indray sy misongona @ toerana tsy tokony hisongonana ka hatahorana hanao accident na rehefa maika ka miala ianao dia tsy afaka tsara akory dia alefany na dodosiny nefa rehefa izy no te hijanona ela dia eo e
3. mitia5 ( 30/11/2006 11:42)
ie rehefa tenenina ndray sasany de mande mora2 133 ihany io lazaiko io
4. simplex ( 30/11/2006 15:26)

ra @ 133 enao no mitarera izy, ampio ligne 11 kely eny anelanelany. zany hoe mandray 144, douzy aoka re. isa masina. fo fo fo mazia. hummmmmmmm. style kung-fu.
5. simplex ( 30/11/2006 15:30)
hadinoko teo, zao tenenina anazy:

@#$%&**( refa tsy ande *&^%$# avereno ny volanay.

in ny jerijerena,
za nga mpanakarena
volako arivo tsy omena
6. simplex ( 30/11/2006 15:33)

Fa ny tena fahendrena an, tenenina tsotra izy hoe mba azo atao haingakaingana v fa tara zay.

somary sokafana kely ny bokotr'akanjo anakiroa.
7. pissoa ( 30/11/2006 15:40)
simplex :-D:-D:-D:-D:-D
8. simplex ( 30/11/2006 15:41)

fa ra mbola tsy mety izy d alaivo ny No. D teneno oe za no miantso anao sa enao no miantso anah?
9. booboo ( 30/11/2006 15:47)
:-D:-D:-D
10. simplex ( 30/11/2006 15:47)
fa resaka serieux an,

Aleo mandray bus hafa mintsy e. Mety miara-tonga ihany anie e. Sady @ zay mahita tanana.

Ny tena vahaolana zao d manao grevy.
11. simplex ( 30/11/2006 15:53)
Tsy hoe tsy mande 133 tsony anie e, fa grevy sivilize anie ny tiako tenenina.

Refa any ampesana zao no migrevy d tsy miasa fa mandray karama. @ 133 ve tsy mety hoe mande fotsiny fa tsy mandoa fre.
12. unjila ( 30/11/2006 21:19)
slt ,hono hoa mba mandeha aiza moa zany taxi b 113 zany
13. Tahiry ( 01/12/2006 05:09)
Itaosy r'ty a:lol:
raikitra ary fa mgrevy zany e;-)
14. ikaretsaka ( 01/12/2006 06:12)
daaaaaaaaaaaaaaaaal apasika anjanonaotsa ooooo!

fa ny tsy azon'ny sofera sy resevera anie rehefa voapetaky ny contravvtion ry zala mimenomenona e..
ohatran'ny hoe nahavita ny sandan'ilay contrav ilay telonjato nandrasana 10 minitra teo..
nena asiako an'izany heo telonjato tsy azo ohatran'izay r'ianona tsy azo intsony fa andao alaina ary ambony... (rehefa avy any @ dalle ho any @ Dokotera za io)
15. Tahiry ( 05/12/2006 11:57)
:lol::lol::lol:
16. andry08 ( 05/12/2006 12:53)
fa mankaiza ilay 133 rahatsy mitonona ny numerosn'ilay fiara?
17. ikaretsaka ( 06/12/2006 03:39)
mankany 'taosy ny 133 aloha ho an'izay tsy mahay an
18. bazylou ( 11/01/2007 22:59)
ah bon !! ary ilay ligne 1 mankany ampasapito ve mbola any ihany!!???
19. vahatra22 ( 12/01/2007 09:41)
tsy ny 133 ihany fa za ko efa tratra t@ H , le car an' Asabotsy ireny!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2028