ahona no ataoko hirecupereko ny favorsiko

1. xxx ( 29/11/2006 22:06)
o ryn reto mba ampio e nosoloiko ny fenetreko de lasa tany daholo ny favoris ko nefa be zavatra na ny adresse site ary tsy fantatro sady misy sous fenetre kely be da be
2. xxx ( 01/12/2006 22:54)
:x tsy azoko mihitsy
3. diamondra27 ( 02/12/2006 10:08)
ny ahy ny fanontaniako dia hoe: ahoana ny hi-recupérer-na ny favoris atao @ dossier mitokana ant @ mes documents sa bureau?
4. ds ( 02/12/2006 16:01)
Mba ataovy mazava ny fanontanianareo hahafahana mamaly haingana a.
Inona ny système d'exploitation ampiasaina (Windows 9x, XP - Macintosh - Linux -...) ?
Inona koa ny mpamaky aterineto (Internet Explorer - Firefox - Safari -...) ?
Tsy azo afindra toerana tahaka ny "Mes documents" Ny favoris. Mila averina ao amin'ny toerany raha sendra tafafindra.
Raha Windows XP sy Internet Explorer dia io amin'ny sary io.
"C:\Documents and Settings\anarana\Favoris"
anarana=anarana ampiasaina rehefa miditra anaty Windows

5. diamondra27 ( 04/12/2006 15:30)
ds: azo atao any @ mes documents le favoris ka.
Talohan'ny ordi-ko namboarina fa nisy virus de nisy favoris tao.Nangatahako ilay mpanamboatra hoe: azo sauver-na ve ilay favoris, dia sauvé le izy ary napetrany any @ mes documents, dia dossier iray nommé hoe: favoris le izy.

Fa le olona io zao tsy hita intsony de tsy haiko ny zavatra nataony.

Misaotra aloha t@ fanazavana.
6. Annie75 ( 04/12/2006 22:57)
Raha internet explorer ny navigateur :

- dans Fichier -> Importe et Exporter...
Mahazo nouvelle fenetre "assitant Importation/exportation"
-> suivant -> sélectionnez Exporter les favoris
-> suivant
-> suivant
-> "Exporter vers un fichier ou une adresse" par défaut il l'enregistre dans "mes documents" mais vous pouvez modifier l'emplacement
-> suivant
-> Terminer

Vous aurez un fichier bookmark.htm dans le dossier "mes documents" ou dans l'emplacement que vous avez choisi. Vous pouvez l'enregistrez sur disquette, clé USB ou CD

Pour avoir vos favoris, vous faites la même manip. mais au lieu de "Exporter les favoris" vous choisissez "Importer les favoris"...
7. diamondra27 ( 05/12/2006 08:13)
annie75: merci de tout mon(l)

:-*:-*
8. Annie75 ( 05/12/2006 20:25)
Diamondra27> de rien

Autre moyen pour avoir les favoris depuis n'importe quel ordi connecté à internet c'est de les enregistrer (après avoir créer un compte) via :

www.plpage.net
ou
www.foorby.com

Voili voilou :wink:
9. diamondra27 ( 06/12/2006 10:42)
super =D=D=D

nena ao tena betsaka mitsy ny favoris fa de misaotra anao e
10. dd ( 07/12/2006 08:00)
ity misy hevitra iray mahomby kokoa, raha hanolo xp vaovao ianao nefa mbola eo aminao daholo ny xp taloha:

ny sary manazava tsara, saingy lehibebe ilay izy fa jereo eo e! misy fanazavana ery ambany havanana.



izany hoe eo @ solosaina tranainy aloha no atao voalohany, dia ataony ao anaty fichiers 1 na 2 na arakaraky ny halehiben'ny profile-nao ny isany, satria alaina ao daholo izay rehetra mikasika io profile io, ny Mes Documents, izay REHETRA eo ambony bureau ary ny favoris sy ny mail koa aza raha mampiasa outlook/outlook express ianao.

Avy eo, rehefa installé tsara ny xp vaovao, dia midira amin'ny profile tianao asiana ny entanao taloha, dia ento any amin'ny solosaina vaovao ireo fichier teo ireo (IMG00001.DAT sns) ireo, ary ataovy indray ilay Assistant Transfert, avy eo tondroy ireo fichiers, dia apetrany eo daholo izay profile nao teo aloha rehetra, manao reboot inidray mandeha dia hohitanao tafaverina daholo ny nisy anao taloha.

dd
11. diamondra27 ( 10/12/2006 15:27)
:-*:-*:-* m'si dd
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.051