Ampidiro aloha ny tenimiafina
raikitra izany fa hatao
3. hery
(
29/11/2006 08:49)
Ohatran'ny tsy misy votoatiny intsony ny dinika apetrak'i bazylou. Sa ve dia izany no fomban'ny mpanohitra amin'izao fotoana izao?
Vaovao avy aiza io?
Mitombona ve sa tsia?
Noheveriko fa mba olona nahita fianarana ihany.
Raha toa izany ny nahita fianarana dia aleo ihany mpivaro-dronono.
Vaovao avy aiza io?
Mitombona ve sa tsia?
Noheveriko fa mba olona nahita fianarana ihany.
Raha toa izany ny nahita fianarana dia aleo ihany mpivaro-dronono.
4. tovobe
(
29/11/2006 09:57)
Aza miteninteny foana ry bazylou fa tsy adala ny vahoaka an! rehefa tsy mahatanty resy dia mamonoa tena ho haingana fa aza miaina @ izao fitondrana izao intsony fa raha nahavita ianareo maninona no tsy nataho hatr@ izay fa nony nahita lé zava-bitan'ny olona dia mialona sy manao taimbava. Manaova ho hitan'ny olona raha misy atao e! bye bye any @ mandrakizay rehefa tsy mahavita
5. tywa68
(
29/11/2006 10:51)
iza no hanao hala-bato ry bazylou ! iretsy efa fantany mialoha fa ho resy ô ?:D:D
6. pissoa
(
29/11/2006 11:02)
Rah ny dinika ataon'i bazylou no hitarafana ny kandidà hafa ankoatra an-Ra8 de na zah tsy tia an-Ra8 aza ngamba mety hifidy azy tampoka :oops::roll:
7. bazylou
(
29/11/2006 12:21)
sady tsy an'ny atsy aho no tsy aroa !! fa olona mahita fotsiny fa tsy misy mamely na ny iray amin'ireo kandida ireo!! ny sasny any ampiangonana no manao tory teny propagandy, ny sasany eny ankianja , ny atsy aty andafy!!
Ny ahy ny zavatra hitako dia pma hatrany ny gasy sy madagasikara ary lanyandro mitrosa etsy sy eroa dia amidy varo boba ny fananam pirenena!!
Ny ahy ny zavatra hitako dia pma hatrany ny gasy sy madagasikara ary lanyandro mitrosa etsy sy eroa dia amidy varo boba ny fananam pirenena!!
8. sonwin
(
29/11/2006 12:27)
andao entintsika ny firenena rabazylou an! sa enao tsy sahy? omanintsika ny dimy taona manaraka raha hitanao fa tsy mamely daholo ny any! ilay izy mantsy mitaky fandraisana andraikitra ny fahitana zavatra tsy mety fa tsy vitan'ny fimonomononana fotsiny.Ka ahoana, alaintsika ny afaka dimy taona? za aloha efa andalany e! he he he...
9. bazylou
(
29/11/2006 23:26)
ho avy fa aza matahoatra ianao!! ny mpijirika mena sofina ato efa miresaka ny apres le8 !!
11. fijo
(
30/11/2006 23:38)
bazy kely an,tsy hoe rehefa mena sofina di amahita ny marina mialoha.....ny azy aza tsy hainy
