12.000 séropositifs à MADAGASCAR!....

1. lemenakely ( 29/11/2006 17:45)
Izany no lahatsoratra hita ao @ gazety l'express androany 29 novambra 2006.Izany hoe 0,77% no sahalan'isa isan-jaton'ny malagasy séropositifs.

Mbola azo atao hoe MILAMINA aloha ny gasy hatreto raha ampitahaina @ ireo firenena afrikanina sy aziatika izay tena efa mampatahotra tokoa izany sahalan'isa izany!

Nefa araka ny lahatsoratra ihany dia sahalan'isa FAOBE io raha mitaha @ ireo olona nanaiky ho tiliana.

Ka dia samia mailomailo ihany izany na ny lahy na ny vavy ! aza adino ny FIMAILO araka ny tenin'ingahy FRANCIS TURBO .Raha malina aza hoy izy mifehy hazo tokana ary dia mifehy hazo tokana tokoa io FIMAILO io.
Marihina fa tsy mitovy ny atao hoe SIDEEN sy SEROPOSITIF.

Raha tsy diso ny tenanay dia ankalazaina @ 1ér desambra izao ny andro iraisam-pirenena iadiana à SIDA!
2. Fiffi ( 29/11/2006 20:49)
jereo ange ity an ! nefa efa t@ taona firy io ? fa arakin'io voalazanao io ry lemenakely de tena mbola vitsy de vitsy ny olona voan'io any Dago ! soahiany an !http://www.caducee.net/Droit-Sante/DroitSante/Sida-droits/les-chiffres.asp
3. Fiffi ( 29/11/2006 20:50)
http://www.caducee.net/Droit-Sante/DroitSante/Sida-droits/les-chiffres.asp
4. fiderana ( 05/12/2006 13:11)
kay mampatahotra be ilay izy,dia mila miaraka makany @ dokotera izany vao mifankatia fatratra sao mba voa eo:oops:
5. rabaradaka ( 11/12/2006 06:50)
Tena gaigy zany rey olona fa dia inona no vahaolana ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2811