On doit y reflechir

1. zandrypte ( 29/11/2006 14:55)
mety aminy malagasy ve ny regime itondrana misy eto madagascar .
mety amtsika gasy ve ny regime parlemntaire tendreny lalampanorenana nefa dans la realite presidentiel pur et dur de type française .
nanomboka taminy androny tsiranana ka hatraminy ravalo dia io regime presidentiel io no natao a l'exception taminy andron'i zafy.
izay rehetra teo dia nahongana avokoa tonga ity ny an'i ravalo asa na anao ahona
ny fanaovana politika eto madagascar ve tena tsy serieux sa ny structure misy no mi-favorisé ny instabilite isaky ny fin de mandat presidentiel
amiko manokana dia ny executif collegial(representant des six provinces ) sy regime parlementaire no mety amtsika aminizay dia tena responsable devant ny parlement ny gouvernement fa tsy ohatrany ny zavamisy amin'izao un premier ministre avocat de l'executif et un president qui conduit la politique general de l'Etat tsy izany no aminy lalampanorenana sady to mandany vola loatra ny budget ny presidence
2. Fiffi ( 29/11/2006 15:34)
zany ve tsy hanahirana be r'ise ?
3. Lejim ( 29/11/2006 17:12)
Marina aloha fa tsy dia tsara ny rafitra politika sy fitantananam-panjakana any amintsika. Fa tsy azoko ilay hoe, ny executif collegial dia hahatonga ny gouvernement ho plus responsable eo anatrehan'ny parlement, satria raha maromaro ry zalahy dia mety hifanilika andraikitra eo indray.
Dia ahoana koa raha tsy mitovy fihevitra ry zalahy dia mety hitarika tsy fitovian-kevitra lehibe eo amin'ny firenena. Hain'la ihany ny politika au pays de moramora!
Azon'la azavaina bebe kokoa ve?
4. maintsokely ( 29/11/2006 22:09)
Ny tena fahitako azy dia tsy ny structure loatra no misy olana fa ny mentalité ny mpitondra (préseident, député) mihitsy no misy olana.

1-Tokony mba misy toe-tsaina fitiavan-tanidrazana aloha. Izany hoe izay tsara nataon'ny teo aloha dia tazomina fa tsy hoe tsy tiako ny mpitondra teo aloha dia ravaiko daholo izay nataony na inona na inona. Ireny zavatra nataon'i Jeneraly Fidy ireny izao amiko dia midika ho tsy fitiavana tanindrazana ny antony dia :
vao nandre an'iny ny aty ivelany dia niemotra daholo ny investisseur satria misy hotakotaka tany Mada. Ny nataon'ny jeneraly Fidy mantsy dia ny mpanao gazety vazaha no tena cible. Betsaka no niannuler ny billet ny mpizahatany. Raha tsy tia an-dRa8 dia tokony nalana amin'ny fomba demokratika (empêchement, election,...) izy fa tsy directoire militaire.

2-Tokony hialana ny resaka foko. Malagasy iray isika dia malagasy iray ihany. Satria izaho any ananona dia tsy maintsy mampiditra olona avy any ananona na competent iny na tsia. Aoka koa ny resaka adimpoko.

3-Ovaina ny politique général de l'état. Tokony ampiroboroboina ny FANANGANANA ORINASA VAVENTY SATRIA IO IHANY NO ANTOKA HIAGAN'NY toekarena.ahafahan'ny olona manana asa. Mila hatsaraina ny fampianarana tekinika mba ahafahan'ny mpianatra mamorona asa mifanaraka amin'ny réalité malagasy (esprit de créativité) fa tsy miandry ny zavatra vaovao aty ivelany fotsiny.
5. bazylou ( 29/11/2006 23:24)
io anie ilay hoe mifidiana ra8 ihany dia hitombo hatrany ny tsy fetezan'ilay fitondrana e!! eno zavtra harenina bediabe nefa raha ny teoihany no teo dai tsy hanao na inona na inona
6. fijo ( 30/11/2006 06:03)
tsy resaka ravalo io,fa resaka rafitra.
raha ny tena tsara dia ny federalisme.saingy ilay federalisme takiana any tsy tena izy.
7. zandrypte ( 30/11/2006 06:24)
ilay hoe executif collegial izany dia mba ialana aminy partialite zara tsy mitovy eo aminy samy collectivité territorial .
Mba hoe sur la base d'une concensus zany ny decision rehetra tapaka mba hampienana ny risque ny adim-poko ihany koa.
hitako fa raha izany no atao dia ho lasa responsable kokoa ny vahoaka aminy fifidiana ireo hisolotena azy any aminy fitondrana ary ho hisy ihany koa ny feedback any aminireo representant ny collectivite territorial sy ny parlementaire mety mba ho hisy vokatsoa ihany izany zavatra izany.
Ilay esprit ny regionalisme mihitsy no mitaky analyse sociologique sy structure politique vaovao.
satria ny probleme dia izay mba lany filoha dia mihevitra azy ho mpanjaka ary manao demagogie sy pression anti-democratique tsy fiainoana ny opposition ary manao ny atao hoe democratie du plus fort est toujour la meilleur azo nareo angamba ny tiako atongavana .Enga anie mba ho vitrine de la democratie marina i madagascar satria zavatra vaovao no ho entiny eo aminy sehatra iraisampirenena aminy fitondrana ny tanindrazany fa tsy manao copie erroné ny democratie tandrefana izay no ilazako hoe mila analyse sociologique matotra mihintsy izy zany vo tena mety ary izany akory tsy hoe impossible zay ilay antsoina hoe revolution na de efa lany andro aza izany vocabulaire ny malagasy mbola tsy nanao ny revolution socialany
8. fijo ( 30/11/2006 22:57)
raha revirevy dia mety io,fa raha ampiarina io,dia ady antrano no hiafarany.yogoslavia jerena.
aza hadino,fa ny "vahoaka "malagasy anie tsy adala e,fa ireo mpanao politika no minia mandiso lava izao ny olona.
9. zandrypte ( 01/12/2006 05:30)
"...fa ireo mpanao politika no minia mandiso lava izao ny olona".hazavao fa tsy mazava.
Tsy revirevy lesy izany fa azo heritreretina tsara
il faut faire de ce reve une realite .Mba aelo hisy hevi-baovao lesy ho enti-ntsika tanora an aleoko revirevi ohatr'izany to zay hoe 4L iray isan-tonka-trano,ny vola misy fa ny ....
10. pimaso ( 01/12/2006 08:23)
ZANDRY PIOTA SY BAZI LO
REGIME HUMANISTE ECOLOGIQUE NAHAVITA LALANA 0 KM A LA PUISSANCE 1.000.000.000.000.000.000.000.000.000.000..................
TENA MISAOTRA ANAREO ROALAHY NAMA FA TENA NAHAVITA BE MIHITSY NY FITONDRANA TEO ALOAN DRA8 A
TENA NISY NY ANDIAM BALALA, NATAO SAKAFO
NY DAHALO MBA NANDROANDROAKA NY OMBY ANAPITRISANY TENY
NY FANONDRANANA SAFIRA SY VOLAMENA ANTSOKOSOKO TENA NAMPANDROSO TANTERAKA AN I M/CAR
ARY TENA TSY MITONDRA SOA HO ANTSIKA MIHITSY IRENY 1ER SITE TOURISTIQUE M/CAR ANY FORT DAUPHIN VAO VITA IRENY, MANJARY BETSAKA NY MPIZAHATANY DIA TSY ARAKI TSIKA NY MAPIRINA NY DEVISES HOENTINY FA BE LOATRA
MANELINGELINA BE KOA NY MANDEHA @ LE LALANA TSARA BE NATAONDRA8 FA ALEO IHANY LE KISILASILA BE MAMPIENJERA
CONCLUSION : AVERIKO INDRAY "DONDROMBELONA SY FOHY SAINA, MAIVAN-DOHA ELISANY MPANOHITRA IREO RAHA MBOLA TSY MAHATSAPA FANDROSOANA ETO M/CAR,"
IZAY NY HEVITRO FA ENJEO INDRAY ZAY RAHA TSY MAHATANTY NY ZAVAMISY @ ZAO FOTOANA
MAZAVA SA MILA SOLOMASO8O8O8O8O8O8O8O8O8O8O8O8O8O8O8O8O8O8O8O8O8O8O8O8O8O8O
11. maintsokely ( 01/12/2006 13:18)
Ho an'i Pimaso
Ny resaka eto tsy fitsarana hoe nahavita zavatra ve i Radidy na i Zafy na i R8. Na hoe iza no président milay.
Ady hevitra hoe ahoana ny structure ny fanjakana mety any madagasikara na iza na iza président.
Ilaina ve ny fanitsiana ara-drafitra sa ahoana.

Ny tena olana dia ny resaka serasera. Ny ahy izany ny fahitako azy tsy voatery ho structure no tsy mety fa resaka état d'esprit mihitsy.



Mila mahay isika malagasy hoe
INONA NO ANDRAIKITRY NY FITONDRANA AMIN'NY FIAINANA ANDAVANANDRO ?

INONA NO MAHAZAVADEHIBE NY FIFIDIANANA ?

Raha ny hevitra no tsy mitovy dia tsy midika akory izany hoe ny olona no miady.


Izaho aloha tena mitovy hevitra hoe tsy tokony haka takaka ny zavatra tandrefana fotsiny. Ny olan'ny mpanao politika sy ny manampahaizana malagasy dia tsy mahay mampifandray ny réalité malagasy sy ny zavatra nianarany mihitsy.

12. zandrypte ( 01/12/2006 13:58)
FA TENA TSY MAHA SAHANA SUJET AFA MITSY VE ELA TY RY PAMS AN MBA OMEO ANAY NY HEVITRIALAHY MIKASIKA NY STRUCTURE HITANLA FA METY HOANY MADAGASCAR MAZAVA. FA RAHA NY FITIAVANA ANDRA8 ANLA RERY INY AFAKA HISY GASY INTEGRISTE ETO LE MBA KOZY EH .

13. fijo ( 01/12/2006 23:42)
ny regime presidentiel ihany no mbola mifanaraka amin'ny toetsaina gasy.ny gasy tsy mbola zatra soloina tena sy vava,fa zatra avy dia mangataka antampony.ka izay no tsy mampetyazy.io executif collegial io,dia ady saritaka fotsiny.satria samy hitady izay mety aminy,ary tsy izay mahasoa iraisana no jerena eo,fa izay mety any aminy,ka lasa ady ny farany.
aleo ihany izao,fa tokony hojerena kosa ny lafiny sosialy
14. maintsokely ( 06/12/2006 00:29)
Ny fédéralisme araka ny endriny hita amin'izao fotoana izao aloha dia tsy mety.
Mety misy risque na abus de pouvoir hataon'ny olona any amin'ny faritra sasany. Ny ankamaroan'ny olondehibe (mihoatra ny 40 taona) malagasy izay hita eo amin'ny fitondrana na mety hitondra dia mbola manana toe-tsaina paternaliste be ka rehefa tonga eo amin'ny toerana dia tsy mahatanty tsikera fa ny azy ihany no marina.

Ny mety ho tsara dia ny regime semi-parlementaire satria mba misy micontrole kokoa ny prezida amin'izay.

Eo daholo ihany izany fa ny politika amin'ny fananganana orinasa sy famoronana asa no mila ovana mba ahafahan'ny olona manana asa.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0567