bota

1. xxx ( 29/11/2006 12:35)
mba omeo hvtr fa somary taty ho bota indray , ny poids tiako aloha eo @ 55kg eo e!za 1m58, fa zao efa 58kg indray nefa tena mba efa mitandrina ihany @ sakafo fa ee ,za aloha tsy tia reny mince b hotrany mannequin reny fa ny atoniny !misaotra betsaka o!vhv za
novalian'i vivi ny 07/12/2006 18:08
2. andry08 ( 29/11/2006 12:49)
Aza manao rezima izany fa hohano daholo ny sakafo ary ny "quantité" no hahena.
3. mamzelkely ( 29/11/2006 13:04)
manao sport kely de équilibrer-na tsara ftsn ny sakafo atao bdb ny legume sy fruit ;)
4. Rasiligaoma ( 29/11/2006 13:05)
manaova sport sport sport ary sport....
efa niteny sport ve za teo?
5. kelly13 ( 29/11/2006 13:18)
58kg pour 1m58 zany ange tsy bota e! normal tsara izany!
6. mamzelkely ( 29/11/2006 13:26)
rasilgoma mbola ts niteny enao ka :-D
7. tslem ( 29/11/2006 14:43)
zah ndray refa te hinana d minana , d refa tsy te hinana d tsy minana , d norma fôna, mereza fotsony misotro rano:wink:
8. vale ( 29/11/2006 15:04)
tslem: hounnn, mampatavy nyrano reefa be lotra (raha toa ka stocké):?
xxx: tsy bota zany koh! ao tsara, 55kg pour 1m58 @ tenin'i kelly13, ao tsara izany koa!! mety oe 2 na 3kg ny azonao esorina, mihoatra an'izay lasa mahia :?
:wink:
9. xxx ( 29/11/2006 16:00)
za ve zany mahia :? 46kg ary 1m58 :(

xxx hafa
10. booboo ( 29/11/2006 19:04)
xxx vôlou > antonony zany kouh :°)...

xxx faharoa > ié..kamboko zany eeeeee:-* :-*...
11. vale ( 29/11/2006 19:06)
xxx2: normalement raha oh ka mirefy 1m52 oh ny olona iray tokony tsy hiotra ny 52kg ny lanjany, raha 1m60 tokony tsy hiotra ny 60kg, de otr'izay hatrany, efa tena limite aza ireo an, raha latsaka be izany dia mahia fa tsy mince tsony (zany hono an, fa tsy za no namorona an'izany!:wink:)
na izany aza aleo nge mahia toy izay matavy e!;-):)
12. vale ( 29/11/2006 19:08)
booboo: :lol:voasongonanjy za! :wink:
13. fasaly ( 29/11/2006 19:46)
xxx:

za ve zany mahia :? 46kg ary 1m58 :(

xxx hafa


ié efa mahia kozatra zany kouuu!:?
14. titis ( 29/11/2006 21:28)
Andray ry fasaly ?zah zany naman'ilay mahia kozatra ?:cry:
15. kelly13 ( 29/11/2006 21:34)
titis>za kou anisany ka, mdrrr
16. ikaretsaka ( 30/11/2006 05:02)
kiii ..zay zany obese le.....
100kgs latsaka
17. booboo ( 30/11/2006 07:38)
:-D:-D
18. kitjo ( 30/11/2006 15:59)
mbola tsy matavy zany fa mila mitandrina fts tsy hihangeza mihoatra anzay tsony

sport io aloha ny tena marina, ra kamo mihazakazaka ndry d aquagym no hitako haingana inddra...aerobic anaty rano...

ao anaty piscine mitsy no mihazakazaka sy manao gym...tsy d mandreraka io eo ampanaovana azy fa refa mivoaka avy tao amzay an...hhuummm

ahenao ny fhinanana viande rouge sy be carb (vary, paty,mofo, ovy surtout)


za mba miteny nefa za ko amzao aloha manahia tena mafy e..ihhiiih
ny ahy any Dago no tena mampatavy anah fa tsy mahatandrina kaly mitsy refa any!
abonnee kopoze, mofo gays, ramanonaka, nem,masikita.. hahahha
19. xxx ( 30/11/2006 18:02)
xxx:

mba omeo hvtr fa somary taty ho bota indray , ny poids tiako aloha eo @ 55kg eo e!za 1m58, fa zao efa 58kg indray nefa tena mba efa mitandrina ihany @ sakafo fa ee ,za aloha tsy tia reny mince b hotrany mannequin reny fa ny atoniny !misaotra betsaka o!vhv za

makanesa any @ mpaniminkena e ! anesorany kely :-D

20. bololona ( 01/12/2006 09:01)
Tsy bota izany fa ao tsara
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2057