bota

21. Bakobako2 ( 01/12/2006 20:34)
Refa le tady noana iny retsy de misotro rano a!
fa ny maraina atoandro hariva iany no mikaly norma tsara , lé fihinakinananam pôna anelanelam potoana manko no tena hazahoana le ha botan'io e hi hi hi
Fa ndriko né zany tsy bota zany e!
Mazotoa mandé tongotra , zé lalana azo atao dia an tongotra , adiny ray isan'andro , antonony
22. xxx ( 02/12/2006 06:37)
ny tsy aritro de le hoe mety ho firy ny isan'ny bandes raha manao sorta mille bande izy
23. andry08 ( 02/12/2006 14:08)
:roll:cent bandes rehefa 10 taona ary 1000 rehefa 20 taona.sns...
24. tywa68 ( 02/12/2006 14:23)
Efa hoe tian'olona ny bota² misy kitihana ! aza manena sao mahazo tombony eo ! :-D:-D:-D
25. Zina ( 03/12/2006 04:37)
tsy tsara ny mahy tsy tsara ny bota antoniny atao e
26. xxx ( 03/12/2006 09:00)
za lo tia botabota e..
entana io ko
jereo ange fa misy manequin matin'ny hahiazany e
aleoko matin'ny tavy kosa
27. kitjo ( 03/12/2006 12:28)
hahah
xxx>in ndray tsitako marina!
fa zao aza ange misy firenena mi-ban (interdire?) ny agence mannequin reny oe tsy atao mahia kely tsony...
hitako t@ vaovao zay fa ts tadidiko oe taiza moa

fa le mahia ko nge zuste @sary fts no mety ho tsara fa ra hita direct tttssss...

sady ny lehilahy otsan tsy tia sipa mahia kely zany sa? hahahaha
28. fasaly ( 03/12/2006 13:13)
kitjo: marina mitsy raha asina fetrany ny mannekin fa tsy kozatra dool akory ny vevavy ka zavatra manendrika ny kozatra foana no atao defilé:wink::-D
29. tywa68 ( 07/12/2006 09:07)
Kitjo > Espagne no nanao an'io resaka mannequins mahia loatra io ; dia ny aty France koa raha tsy diso aho efa mijery an'izany koa !

Fasaly > tena marina mihitsy ilay hoe akanjo ho an'ireny taolana mandeh² ireny no ataon'ireo couturiers (lhl pd no betsaka donc tsy mahay zany hoe toe-batan'ny vhv bota² zany) !

Dia tena marina mihitsy io voalazan'i Soanja hoe ny olona salama saina dia salama vatana (na dia bota² aza) Miadana ê !

Efa nataon'i fasaly io size hoe ny lhl tia vhv bota² io !
30. tywa68 ( 07/12/2006 09:10)
ao @ size mampa-tavy i Soanja no niteny an'io fa ts teto ! azafady fa koropaka loatra d efa lasa :-D
31. vivi ( 07/12/2006 18:08)
aleo kosa aloha ilay antoniny e! fa orera b ilay anorexique koa ,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0884