Une vote sanction pour Marc RAVALOMANANA

1. rabaradaka ( 28/11/2006 08:53)
Manahy aho fa hanao vote sanction an-dRavalo ny mpifidy amin'ny faritra sasany noho ny adalana ataon'ny olona apetraky Ravalo any, ohatra ny adalana tsy roa aman-tany ataon'ny chef de région du Vakinankaratra sy Ramatoa Ben'ny tanana vadiny, ny toetra mamoafady ataon'ny Patrick RAMIARAMANANA ao Tanà ville, ny avonavona ataon'ity directeur de propagandiny sy ny maro. Ny fijerena ny faharisihim-pon'ny olona amin'ireo faritra voalaza ireo dia toa malaindaina. Mankanesa ange ao Antsirabe
novalian'i piso45 ny 28/11/2006 10:26
2. piso45 ( 28/11/2006 10:26)
Aza manahiahy foana fa mba mijere sy mandiniha aloha vao miteny .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2264