ahoana raha?

1. xxx ( 28/11/2006 00:35)
efa nanana sipa bdb talohanao ny sipanao?
novalian'i xxx ny 30/11/2006 18:07
2. cutie ( 28/11/2006 00:37)
tsy hitako ze pble:roll:
3. diamondra27 ( 28/11/2006 04:20)
Dia asaivo manao test sida izy vao miroso @ fanambadiana, c'est mieux pour l'enfant qui va naître

4. tsimatimanota ( 28/11/2006 05:41)
Mividiana alamo
5. tequila ( 28/11/2006 07:08)
aleonao ve enao ny voalohany hanaovany ny expériences rehetra? ohatra hoe voalohany ampirafesina, sa voalohany ianarana? sa enao te hanomana sy hamolaka azy ho an'ny hafa?
6. tsimatimanota ( 28/11/2006 07:44)
tequila : io kosa aloa tsisy trajet prédéfini hoan'i couple rehetra, izay expérience ny sasanytsy voatery handalovan'ny sasny;
mety ny sasany tsy nahalala afa-tsy olona iray hatr'izay niainanany, ny sasany mety efa zadratsy na efa manana fixe aza, dia mampirafy foana
Samy maka izay tandrifiny avy, ary problème hoan'i couple tsy fiaccepterna ny réalité ny tsirairay
Bien à Vous
7. booboo ( 28/11/2006 08:10)
xxx > dé ahoana ahoana ? koa zay zany kouh ...
8. tequila ( 28/11/2006 11:25)
tsimatimanota> ekena
9. fiderana ( 28/11/2006 12:13)
rehefa tia dia tsy te- ahalala izany fa lasa izao, fitiavana io ranamanana.
10. sakaizakely ( 28/11/2006 16:18)
Kou maninn mou e ?

Nena indray dia mifamadika, za no nanana bedabe dia izy eo ho eo ihany. Nefa mi s'adapta ihany ny piesinay.:°) Tsisy olana izany ka ! Mandrosoa e !

xxx:

efa nanana sipa bdb talohanao ny sipanao?



11. Fiffi ( 28/11/2006 16:22)
xxx:
efa nanana sipa bdb talohanao ny sipanao?
fa nga kosa de hoe hijanona @ olona iray fotsiny izy ? raha tsy hoe tena raikitra fa hivady...
Fiainana daholo zany eh !


12. kelly13 ( 28/11/2006 16:29)
ny rehetra nanana ny passé-ny dol ka tsy d hitako hoe aiza ny olana ra nanana sipa bdb izy talohako :)
13. sasa ( 29/11/2006 06:02)
ny présent foana no tokony ho jerena fa aza mandany andro miverina any am passé izany, tsy azo fafana mantsy ireny e!
14. sonwin ( 29/11/2006 12:16)
xxx:

efa nanana sipa bdb talohanao ny sipanao?



vao mainka tsara satria mahay raha
15. kelly13 ( 29/11/2006 12:20)
mahay inn ry sonwin? :lol:
16. sonwin ( 29/11/2006 12:22)
mahay "raha" owa e, le fandehany e
17. tywa68 ( 29/11/2006 12:36)
F'angaha ry sowin zay nanao collection dia milaza fa mahay "raha" :-D:-D
Sao dia ny tsy nahomby justement dia hialàn'olona :-D:-D:-D
18. pimaso ( 29/11/2006 13:21)
sa sao dia mandehandeha mahita raha....?
19. xxx ( 29/11/2006 19:30)
Tsy misy intsony ny tokony hiresahinareo ny lasa.... avelao ho any izany. izaho efa nahalala ny vadiko efa ho 6 taona izao(3 niarahana, 3 nivadiana), nanana sipa betsaka aho taloha. na ny anaran ny sipa niarahako ela indrindra taloha aza tsy fantany akory, ary ny azy ihany koa tsy fantatro ary tsy tiako ho fantatra. tsy misy tokony hiresahinareo ny taloha akory..efa vita izany.
20. Zina ( 29/11/2006 20:37)
aleo zay mba te-hiresaka hiresaka e... mba mahtsiaro ny taloha ko...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8245