ahoana raha?

21. xxx ( 29/11/2006 20:56)
loary ao daholo ary rehefa miresaka amin ilay olona iarahana dia jereo raha tsy miady ny hiafarany na mifampisaropiaro be oe refa mbola tia an i lery koa de andana miverina any sns..... na rehefa miady any aoriana any dia samy mifanatsatso ao hoe ianao ary nanao an izao t@ ianona sns...na oe ianao ary efa firy ny bandy nanao an izao sy izao anao sns...
22. kelly13 ( 29/11/2006 21:04)
za tokou alou tsy tiko ra resahan'ny vadiko ahy ze nataony niaraka t@ ze sipany tany talou e, za kou tsy hitatara aminy ny nataoko talou, lolll!!! ountssss 8)
23. totofy ( 29/11/2006 21:33)
za kou tsy hitatara aminy ny nataoko talou, lolll!!! ountssss
:-D:-D:-D:-D
ngah mbola tadidinao ireny =))=))
24. titis ( 29/11/2006 21:36)
FOmban'ny lehilahy zany mitantara ny sipany taloha zany fa henoina @ sofina havia dia avoaka @ sofina havanana:wink:
25. sasa ( 30/11/2006 04:37)
za koa miray hevitra am xxx mintsy refa mifankatia d ny présent foana no tokony ho jerena fa tsy ho lany andro hifampitantara ny lasa eo d avy eo hiady.
26. xxx ( 30/11/2006 04:49)
Ary raha mbola virjiny nefa ianao?
27. tsimatimanota ( 30/11/2006 05:39)
dia manao masera...
28. xxx ( 30/11/2006 09:43)
:-D:-D:-D:-D
29. kelly13 ( 30/11/2006 10:41)
totofy>ieuu tadidy tsara mihintsiny, des fois manao comparaison aneritreritra =))
30. mamzelkely ( 30/11/2006 11:03)
humm alazako kelly :-P
31. kelly13 ( 30/11/2006 11:37)
tsy manana porofo enao ka handaza aiza e? =))
32. tywa68 ( 30/11/2006 14:57)
tena totofy ê :-D:-D:-D
33. sonwin ( 30/11/2006 16:43)
sasa:

za koa miray hevitra am xxx mintsy refa mifankatia d ny présent foana no tokony ho jerena fa tsy ho lany andro hifampitantara ny lasa eo d avy eo hiady.



kita wa :-*:P
34. xxx ( 30/11/2006 18:07)
Eh, tena serieuse nge za eh.
Ny an'i Tsimatimanota tonga dia valy boraingina be fotsiny.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2662