mba tehahalala

1. Aino ( 25/11/2006 14:55)
mba te hahalala betraka ny tantara ny Madagascar ray manontolo aho ry zareo ah! efa mba misy ihany hireo haiko fa mbola tsy ampy sy @hitiavako azy:).
dia ny fomba nahazahony Mada ny fahaleovan-tenany ihany koa!!
de raha mba mety dia aza atao lava be fa aleo aza hatao tsikelikely fa tsy dia ampy firy ny fotoana amakiana azy indraindray dia tsy voavak hatr@ farany, sady tsy de tena tia mamaky teny lavabe ihany koa ny tenamarina!!!
misaotra dia ny mialoha!!:-*:-*
novalian'i Angie ny 29/11/2006 12:09
2. Fiffi ( 25/11/2006 16:34)
http://www.madagascar-vision.com/salon800/page2d.asp?CAT=-1&STAND=1063&PROC=3&PAGE=6755
http://fr.wikipedia.org/wiki/Histoire_de_Madagascar
http://www.africa-onweb.com/pays/madagascar/histoire.htm
3. Fiffi ( 25/11/2006 16:34)
de mazotoa mamaky ary ! :)
4. xxx ( 25/11/2006 17:05)
raha tianao ho azo tsikelikely dia mitadiava coress ankizy 3ème eto Mada.
5. Fiffi ( 25/11/2006 17:50)
fa maninona no 3ème ?
6. Bakobako2 ( 25/11/2006 18:43)
Fiffi> avy nihaino ry tanindrazanay malala tao am lay jereo eto faha 3 a de nidobodoboka ery ny foko (antson'ny fo)
7. Fiffi ( 25/11/2006 19:05)
Bakobako2; ndryyyyy
8. fanaina ( 26/11/2006 12:45)
merci fiffi:-*
9. Fiffi ( 26/11/2006 16:38)
:):-*
10. ninih ( 27/11/2006 15:20)
tsy ampy raha vao ankizy 3ème kosa e! fa mijery net no haingana indrindra. otran' io alefan' i fiffi io ohatra!
11. Aino ( 27/11/2006 18:03)
ie!! mba te hahalala fotsony fa ravo sendra misy namana manontany dia tsy haiko aho, izay no valiny dia izay no antony hilaivako azy.
12. ninih ( 28/11/2006 14:41)
tsara aloha le mahalala ny tantara fa za tena tsy mety mahatadidy io resaka tantara miaraka @ daty io fa raha ankapobeny be mahita rirany ihany. :oops:
13. Angie ( 29/11/2006 11:22)
Tena mety ho hevitra tsara ny hanokafana forum tantara toy izao marina satria lasa aty @ antson'ny fo ve lay izy. na tiana hafindra aza tsy hay hoe atao aiza.

Na izany aza tsara be ny an'i Aino mba mianatra ny tsy hanadino ny tantaran'ny Mcar.

14. Angie ( 29/11/2006 12:09)
Ataoko fa ato no tokony hisy azy ity ka dia nafindra ato an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2065