dia iza sisa?

1. kitjo ( 25/11/2006 09:33)
Nanda Ratsirahonana
Miala koa ity Elia

anseee...mba mampalahelo ry zareo fa dia iza sisa zany no ho eny Alarobia e?

http://madagascar-tribune.com
novalian'i kitjo ny 25/11/2006 16:12
2. xxx ( 25/11/2006 09:45)
ry sareraka 1 sy 2 ve tsy ho hoeny e ! sa reraka , kaika ry bazilou koa saika hadinoko , de mitondra alikaola hamanana ny lanonana e !:-D:-D
3. kitjo ( 25/11/2006 09:47)
hahahhaha

i tezitra ny lohalaharana tonga @ hatezerana beuuhh
4. Fiffi ( 25/11/2006 10:57)
:-D:-D:-D hisy ho tapaka lalandrĂ  ny hafarany ve ? :wink::-D:-D:-D
5. bazylou ( 25/11/2006 14:18)
aleo hikozy fa i Darola kely ary io lasa favori!!!!
6. kitjo ( 25/11/2006 16:12)
nndrriii..
aleo ko mba izay fa manjary tsisy spektakle le fifidianana na dia efa fantatra aza le ho lany!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2961