the regret is never before

1. Santiona ( 25/11/2006 09:47)
Naôna daoly.
Mba mitady tonon-kiran'i Bodo (the regret is never before) izay mba manana. Tsy hita fa mafy ihany ty tsy mahay angalis ty e!
:oops::(:oops:

:-P
novalian'i pipiso ny 14/12/2006 13:52
2. mmimi ( 08/12/2006 09:56)
bjr!!!
manana à f lé tam zà mbola zazakely be d mety misy tsy mifanaraka tsara!!!
Fa tiako be alou lé hira io e!:roll:
3. Fiffi ( 08/12/2006 17:06)
de iza no nihira aza t@ mbola kely zany ?
4. pipiso ( 14/12/2006 13:52)
so I think it's too much what you've said
'cause every words you spell give me pain...
andraso mihitsy tadiaviko fa nananako izy io taloha be dia efa mitady tsy ho tadidy iintsony...tsara io ka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3762