Naôna daoly.
Mba mitady tonon-kiran'i Bodo (the regret is never before) izay mba manana. Tsy hita fa mafy ihany ty tsy mahay angalis ty e!
:oops::(:oops:
so I think it's too much what you've said
'cause every words you spell give me pain...
andraso mihitsy tadiaviko fa nananako izy io taloha be dia efa mitady tsy ho tadidy iintsony...tsara io ka