hitanao fa hisy

1. bazylou ( 25/11/2006 14:38)
izany ny 2e tour!! 4 izany no tena favori, ary raha i darola no mahazo 9.75% fotsiny, ny ambiny anankiroa ve , ( herizo sy Ratsirahonana) dia ho 0%??
tsy possible,...donc 2e tour assuré
novalian'i madera2 ny 28/11/2006 18:42
2. lagoon ( 25/11/2006 14:43)
Anga efa vita ny 1er tour no miteny ianao fa hisy 2nd tour?
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img174.imageshack.us/img174/9333/ra8tananaji8.png[/IMG][/URL]
3. bazylou ( 25/11/2006 14:47)
Tsy vita ny 1er tour fa ianao ve dia manantena fa hahazo 100% ilay valo?? izahay aloha tsy mino e!!
4. lagoon ( 25/11/2006 14:48)
Taiza aho no niteny fa 100% i Ra8 ny 1er tour?
Amiko dia Ravalo no Filoha hatramin'ny 2012.
5. bazylou ( 25/11/2006 14:51)
Ah bon !! fa angaha ianao efa nasian'ilay valo ny aza manadino no ...
Tys hosy akory aza ny ra8 hahazo 50% amin'ity
6. Fiffi ( 25/11/2006 14:56)
nga bazil miheritreritra fa radeba no ho lany eo ? :-D:-D:-D:-D:-D
7. manantsoa ( 25/11/2006 14:57)
Aleo izy mba hanantena 2è tour e ; Zony izany manambony moral izany .
Raha tena combatif ve izy dia ieritreritra 2è tour .Irariana fotsiny izy mba tsy ho tapaka lalan-drà amin' ny fotoana amoahan' ny HCC ny voka-pifidianana .
Sao dia sry namboarimboarina izany sarinao izany ralagoon a.
8. lagoon ( 25/11/2006 15:02)
Sary namboarina ahoana e?


http://www.tim-madagascar.org/album/disp_serie.php?id_album=41&offset=63
9. Stone ( 25/11/2006 15:15)
Tena Mahazo 50% mahery eo R8 raha ny fijery azy
10. bazylou ( 25/11/2006 15:23)
Tsy poinsa io 50% io,, dia ilay adfersa 4 na 3 ambiny ve dia ho donga daholo?? tsary mety ka!!
11. Fiffi ( 25/11/2006 15:43)
tena mety kah ! ny ambiny zaraina ho azy reo !
12. madera2 ( 28/11/2006 18:42)
mety marina zany satria ny vahoaka malagasy zao efa nahazo 4l daholo sady ny nahantra nihananankarena , ny nanankarena mbola manana ihany , ny fandriampahalemana misy , fahasalamna efa afapo ny marary mandeha any hopitalimpajakana any , noho zany dia 1er tour dia vita satria mandroso ny mada zao , satria niakatra ny harinkarena , ny vidim-piainana efa nijotso ka ho lany izyèè , ary mirary azy ho lany koa @ zay zaho mba ahazo 4l koa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.144