hetraketraka ; fo mihazakazaka ; hasaramanitra ; sedra

1. nyA ( 25/11/2006 13:19)
mba mitady ireo tonon-kira'ny tarika rebika ireo azafady ary mba alefaso amin'ny nyaina_rbk@yahoo.fr
répondu par lanto le 26/11/2006 09:25
2. Fiffi ( 25/11/2006 13:26)
tsidio ny tononkira fa ao daholo eh ! http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&mpihiraid=18
3. lanto ( 26/11/2006 09:21)
Sure an'izany ve Fiffi ? Toa tsy misy ao ireo fa marina ny azy kou !
4. lanto ( 26/11/2006 09:25)
nyA ve efa teto ? http://membres.lycos.fr/rebika/ Toa tsy miova intsony koa aza ny ao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0633