Olona 400 fontsiny no tonga teny Alarobia
1. lagoon
(
25/11/2006 14:18)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
Ity izay te hihaino vao².tena mahamenatra mihintsy marina mafy.Firy % izany 400 izany??
I Mananadafy aza niala-pà!!
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
Efa mazava tsara @ izay izao @ ny sasany eto fa tsy azo rebirebena izany ny vahoaka.
tsy maintsy miatrika fifidianana,satria io no safidim-bahoaka,ary tsy misy miakatra an-keriny eo @ fitondrana eo izany.
http://www.alliance92.com/rubriques/vf/25%20Novembre%20midi.mp3

répondu par vahatra22 le 27/11/2006 16:35
2. manantsoa
(
25/11/2006 14:26)
Tsy azoko ilay hoe: niala - pà . Namono tena ve sa niala - pataloha mihitsy ???
4. manantsoa
(
25/11/2006 14:44)
Izahay aloha aty anindran-tany ka tsy nahita ny tany Alarobia tany . Koa mba hitantarao ny antsipirihany aloha e! Manja be angamba ny nahita izany hoe propany iarahan' ny kandidà maromaro izany kanefa nahazaka olona hatrany amin' ny 4 0 0 an!
5. lagoon
(
25/11/2006 14:51)
manantsoa:
Izahay aloha aty anindran-tany ka tsy nahita ny tany Alarobia tany . Koa mba hitantarao ny antsipirihany aloha e! Manja be angamba ny nahita izany hoe propany iarahan' ny kandidà maromaro izany kanefa nahazaka olona hatrany amin' ny 4 0 0 an!
Ny tena marina dia nanantena ry zalahy fa horotahin'ny olona dia @ izay raikitra ny gidra².Nefa matotra ny vahoaka.Ary nihaino ny teny nataon'ny Filoha Ravalomanana hoe:"AZA MAMALY FIANTSIANA,AZA MANAIKY REBIREBENA".
Mazava izany fa mbola betska ny tia an'i Ravalo.
tsy hitako izay ho tantaraina @nao,na i Razakarimanana aza niaiky fa tsy nahazo olona.
9. ronaldo09
(
25/11/2006 15:17)
Misy angaha ny porofo fa 400 tokoa ny tonga tany?O leity mba moramora rehefa miteny ,ianao io ve zanaky dadatoan-dRavalo no manely vaovao tsy marina eto ?Mbay tany!
10. kitjo
(
25/11/2006 15:27)
alefao ary ilay vaovao marina ronaldo an!
firy? adino ve ny 0 iray?:-D:-D
ronaldo tsy mba manampy isa an le 400 fa laozana marary andoha mamorona resaka tsy misy ato fts

12. Fiffi
(
25/11/2006 15:34)
hery:raha tany ry zareo de lasa 402 koh ! :-D:-D:-D:-D
Ry Sareraka2 sy ry bazylou ve tsy teo?
14. kitjo
(
25/11/2006 15:57)
hihihi
nisy olona 400 tonga teny alarobia fa adino ny 0 maromaro
noho izany dia tapaka tanteraka ny lalana hatrany Ivato iny ka hatraty Anosivavaka ary tsy azo naleha mihitsy ANkorondrano.
hatreny ambony tamboho dia feno olona ka nanahirana ny fiambenana ireo olona mba tsy hianjera
hatramin'ny olona tany @ faritany dia tonga nanohana ny antson' izy ireo.
Nangina tanteraka ny propagandin'ireo kandida hafa manerana an'i Madagasikara fa lasa teny Alarobia daholo ny mponin' Antananarivo sy ny manodididna ary avy @ faritany hafa koa!
ooppsss..tapaka ny nofiko le! 8O:{
ay le 0 tao aloan'ny 4 no adino fa tsy tany afara..tttssss

18. Rainikarabo
(
25/11/2006 17:01)
ronaldo09:
Misy angaha ny porofo fa 400 tokoa ny tonga tany?O leity mba moramora rehefa miteny ,ianao io ve zanaky dadatoan-dRavalo no manely vaovao tsy marina eto ?Mbay tany!
401 leisy no tao an! 'nareo variana mijery Real ao Espana ao ny akaman'ireo afa-baraka tao alarobia!
19. manantsoa
(
26/11/2006 03:32)
Tsara izany raha ampidirina ho isan' ny tsanga tsara indrindra eran-tany tamin' ity 2006 ity izay niseho teny Alarobia ny asabotsy 25/11/06:
kandidà maromaro mamim-bahoaka miaraka nanao propagande , ary nahazaka olona betsaka mihaotra ny 2 .

20. kitjo
(
26/11/2006 06:24)
hahhaha
manantsoa> mba kotina kosa aloha ny vady aman-janany...
nandeha firy degree ary family tree nahatrarana io 400 io?
arbre geanologique moa sa inona filaza azy @teny faran'tsy hay?