Nahazo olona betsaka kosa ry zalahy izany an!400 be izao,tokony ho tonga saina amin'izay ireo mpanao politika ireo e!Aiza ve ka milaza ho manaja ny ara-dalàna nefany manohana ny ataon'ny jeneraly Dify,izaho aloha tsy saika tsy ifidy an ra8 nefany aleoko ihany mifidy azy satria dia tena magaga fa dia manaiky daholo ry zalahy isany fa mety ireny zvt ireny, porofo zany fa raha ny iray amin'ireo no ho lany dia minoa fa tsy maintsy ho fanjakan'ny baroa no hanjaka eto,
Aleo ihany ra8 e!tohizo ny lalantsika