koboko tao

1. bazylou ( 25/11/2006 02:28)
amin'ny hebdo omaly fa ho avy tsy ho ela hono i deba , !!!
novalian'i Fiffi ny 25/11/2006 10:59
2. Fiffi ( 25/11/2006 07:34)
ountsss ! resaka be fotsiny zany eh ! @ fomba ahoana no hiverenany any ?
3. xxx ( 25/11/2006 08:14)
ala ho avy e ! raha tonga eo izy mety zavatra tsy hampizinao no hitranga fa aza dia faly be fotsiny , tsy hainla izy na hanohana andra8 fa ireo mpanohatra ireo mantsy de efa nanohatra hatramin'izay an'i deba ka ho hita eo e ! sao misy ho oainina eo vao hoe domy aho ranaotra
4. papounette ( 25/11/2006 08:41)
Pierrot Rajaonarivelo bis ko zany angamba?:lol::lol:
5. kitjo ( 25/11/2006 09:35)
aleo ho avy fa izy ange no handamina an'ireo mpanohitra mpila vaniny ireo e!

tonga izy dia milaza hoe "tsy aleonareo ve mipetraka tsara ohatra ahy fa aleo i levalo hanarina ny firenena narendrikitsika e?"
6. belaza ( 25/11/2006 09:41)
kinona moa izany fa de ho raisimpotsiny ny deba! hitono tena zany izy ny farany fa nahatsapa ny heloka vitany kou!!
7. Fiffi ( 25/11/2006 10:59)
enganiƩ !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.7007