miditra amin'ny pataloha tery

1. bazylou ( 25/11/2006 14:44)
i madagasikar amin'io SADC io!! ny an'ny tena aza tsy voafehy koa ny hafa no itetatetana
novalian'i Fiffi ny 26/11/2006 17:13
2. Fiffi ( 25/11/2006 14:47)
de fehezo aza eh ! harary eo ange enao io @ hafaràny eh !
3. Rainikarabo ( 25/11/2006 18:41)
bazylou:

i madagasikar amin'io SADC io!! ny an'ny tena aza tsy voafehy koa ny hafa no itetatetana



Sao dia mihevitra aza ilay rangahy ity fa tsy misy raha mandeha mihitsy aty Madagasikara. Olo maheno vaovao fotsiny any andafy any ny fahitako anao fa tsy miaina sy tsy mahita ny tena zava-misy eto an-toerana hany ka kianinao jiaby izao zaka meva rehetra izao. Raha manam-pahaizana enao rangahy mbo tongava aty mampandroso firenena sy mandray andraikitra fa tsy mimenomenona fotsiny eto amin'ny tontolo tsy hita maso eto a!
4. bazylou ( 25/11/2006 19:29)
KA ianareo any aza mitsoka makaty koa inona indray!!
HITA FA TSY MIST ZAVATRAMEVASY MANDEHA ANY MADAGASIKARA KA INONA NO LAZAINAO!!! jereo ny litchi aza izao resin'ny RSA sy morisy!! ny andry lerony izao efa 7eny kg, ary efa nividy aho fa milay be ny azy!! ny an'ny gasy mbola ....
5. bazylou ( 25/11/2006 19:30)
tsy misy gasy manam pahaizana hody izanyaloha e,, raha izao no fandehany!! ny any Madagsikara tsinona tsy misy rafitra fa izay mpisolelaka ihany no mahazo .....
6. MTN ( 25/11/2006 20:56)
diso ianao, raha tena manampahaizana izy tokony tsy hatahotra izany, arakaraka ny ataony koa aloha io eh
7. Fiffi ( 26/11/2006 17:13)
bazylou:
jereo ny litchi aza izao resin'ny RSA sy morisy!! ny andry lerony izao efa 7eny kg, ary efa nividy aho fa milay be ny azy!! ny an'ny gasy mbola ....
mbola maninona ny an'ny gasy ? :evil:


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2176