sida sy seropositive

1. xxx ( 23/11/2006 20:50)
inona ny signes mety ahafantarana fa seropositive ny olona iray ? , ary inona no mahasamy hafa azy 2 ireo?
misaotra betsaka
novalian'i lila ny 21/12/2006 11:46
2. fasaly ( 23/11/2006 21:03)
raha manana doute de aleo mande any am dokotera mitsy manao fizàahana ny rehetra am alalan'ny fangalàna rà sinon tsy sur.....raha hitantara anzao sy izao dool ny oul tsy ho haina eo!
3. vale ( 24/11/2006 12:02)
ie!
4. watafon ( 25/11/2006 19:50)
xxx: tsy misy ahafantarana ny olona séropositif mihitsy avy ety ivelany , ny fitilina ihany no ahalalàna azy io !
ny mahasamy hafa ny olona séropositif sy olona mararin'ny sida indray dia ny ireto voalaza farany ireto d efa ahitana ireo sehon'aretina manambara ny Sida!
5. degree ( 25/11/2006 23:37)
xxx: tsy misy ahafantarana ny olona séropositif mihitsy avy ety ivelany , ny fitilina ihany no ahalalàna azy io !

avy indray


ny mahasamy hafa ny olona séropositif sy olona mararin'ny sida indray dia ny ireto voalaza farany ireto d efa ahitana ireo sehon'aretina manambara ny Sida!

de ahoana tokoa arye?


6. diamondra27 ( 26/11/2006 18:11)
mihinana fanafody be de be izy refa manaraka tri thérapie
7. Fiffi ( 26/11/2006 18:23)
Certains signes nous montrent qu'une personne est infectée
Amaigrissement / perte d'appétit
Fièvre répétée à intervalle irrégulier
Diarrhée répétée sans cause apparente
Fatigue permanente et injustifiée
Lésions persistantes de la peau (zona ; herpès )-
Taches blanchâtres sur les lèvres ou dans la gorge
Ganglions au cou, aux aisselles et à l'aine
Maux de gorge, toux, difficulté à déglutir.
Plaies dans les régions génitales et à l'anus.
Ecoulement inhabituel du vagin ou du pénis.

http://www.interaide.org/pratiques/pages/santesco/educsante/ID_sida.htm#5
8. watafon ( 27/11/2006 19:25)
mci akia fiffi an ! :-*
9. fasaly ( 27/11/2006 20:43)
mciii fiffi
10. mimich ( 29/11/2006 08:14)
misaotra fiffi ah!!

Amaigrissement / perte d'appétit

ra io irery aloha ny famantarana , de milamina tsara jerinakà ....fa raha
toux
ity irery kosa de we aleo manao fitiliana fa tsy misy mihoatra ny mahalala wa ,zany de lazaiko hihi


Ny tiako hahatongavana dia ny hoe ny fambara toy ireo voalaza ireo dia mety hampisy ahiahy satria maro ny trangan'aretina mety hanana fambara mitovitovy fa ny tsara indrindra ee de ny manao fitiliana
11. tywa68 ( 29/11/2006 08:27)
ô ry Fiffi an ! mampitahotra marina ity lisitra ty ! @ny tenin'i Mimich hoe betsaka ny mitovy amin'ireo ! manao analyse zany ry xxx no tena izy ary anankiroa mihitsy aza fa tsy 1 akory !
12. diamondra27 ( 01/12/2006 13:58)
androany ny andro natokana ho an'ny olona voan'ny sida

inon ny vaovao?
13. tywa68 ( 02/12/2006 08:35)
mandreraka mihitsy fa mody gaga eo dhl hoe mitombo foana ny olona tratran'ilay SIDA ! zao vao atao mora ny kapôty !! dia maninona zao raha h@zay no nasiana an'io 1€ ny dimy io ? tokony hahena noho izay aza dia omena fanafody bebe kokoa ny any afrika !
14. titis ( 04/12/2006 21:30)
tokony zaraina fotsiny io kapaoty io amiko fa tsy amidy zany?
15. lila ( 21/12/2006 11:46)
ary ilay test mangarombava kely ireny ve fiable à 100% ihany sa tsisy afatsy ny fitiliana rà e. zao mantsy: lazaina fa tsy mamindra vih ny fifanorohana nefa ilay test mangarona vava iny ahitana hoe misy vih sa tsia de mahagaga ihany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1709