Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Simpona
(
22/11/2006 16:13)
Cardiologue hafa koa
Nisy caridologue iray izay tena nalaza sy tena tian'ny olona maty izany ka tonga nikarakara ny fandevenana azy daholo ny olona notsaboiny.
ho fanomezamboninahitra azy sy ny asany dia natao miendrika ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/11/2006 18:37
tsaiva
(
22/11/2006 15:29)
seul
mila namana re za zareo an, efa ela b no tato de bola tsy misy namana foana
...
tohiny
novalian'i henrie ny 07/02/2007 20:10
hasinirina
(
22/11/2006 15:11)
zay anaovana azy(Raboussa)
or reto a! mba omeo tonon'io hira io za fa reveko be le izy...
tohiny
novalian'i pissoa ny 23/11/2006 07:39
mandrindra
(
22/11/2006 15:09)
antso fisotroana dite
efa be mpiresaka eto ny dite ka lasan'eritreitra aho hoe maninona moa raha asiana fiarahana misotro dite. io mantsy tsy dia mila fanomanana fa samy mitondra dite sy mofo hanohanana azy dia vita e. amp...
tohiny
novalian'i ninih ny 28/11/2006 15:47
tsaiva
(
22/11/2006 14:55)
seul
miarahaba anareo ry zareo an, za reto efa efa be no tato fa mbola tsy mahita namana foana, afaka misy mamaly ahy ve nareo, je vous promet quon serais des bonne amie ...
tohiny
novalian'i kelly13 ny 29/11/2006 21:15
salmo
(
22/11/2006 13:54)
Iray & Telo ambiny folo
Lasa vinany ny politika Malagasy. Ny fanaovana prôpangady dia tonga hatramin'ny fanidiana ny Banky Foibeny Madagascar, mba tsy hanaovanireo 13 mianadahy raharahany fampielezankevitra. Mino aho fa his...
tohiny
novalian'i fijo ny 23/11/2006 22:59
ravonjison
(
22/11/2006 10:41)
Fandihizana SALSA
Hono hoa ry zareo,manontany aho, aiza ao Antananarivo no azo handihizana dance latin 'SALSA'.
Handalo pour 3semaines any mantsy aho ka maintsy tohizana ny fanatanjahantena.
Misaotra mialoha @ torohe...
tohiny
novalian'i ravonjison ny 26/01/2007 09:47
xxx
(
22/11/2006 10:39)
Cardiologue
Tao amin'ny hopitaly:
marary: ohatra marary ny foko dokotera
zafy albera: ianareo merina ireto dia tsy maintsy mampiditra resaka foko foana....
tohiny
novalian'i lapino ny 23/11/2006 17:06
tsimiandravola
(
22/11/2006 10:08)
Zanahary
Jaovelo-dzao Robert dans \"Madagascar et le Christianisme\" Edition Ambozontany (KARTHALA).P70 Richesses culturelles d\'une civilisation de l\'oralité.
Ny teny hoe Zanahary dia avy amin\'ny teny ...
tohiny
novalian'i prime ny 13/12/2006 11:35
oufouf
(
22/11/2006 09:10)
io ary ilay resaka !
Affaire Randrianafidisoa : Pety menacé d’arrestation
L’enquête concernant la « mutinerie » du général Randrianafidisoa progresse rapidement. Au train où vont les choses, les investig...
tohiny
novalian'i fijo ny 23/11/2006 23:05
DotMG
(
22/11/2006 09:00)
Meteo
Isaky ny miara-milalao i Fara sy i Bema dia matetika i Bema no mihoraka hoe "Fotsifotsy ny lanitra ô!" sady mitsikanikany. Ilay loko no miovaova ka indraindray mangamanga, indraindray maintimainty ar...
tohiny
novalian'i Simpona ny 27/11/2006 11:47
mioucool
(
22/11/2006 08:09)
manirery aho
za reto efa ela b no tato fa d manirery fona a hatramzao e!:cry::cry:
mila anareo a!!:P
d manantena kou e!:roll:...
tohiny
novalian'i princesseN ny 20/03/2007 11:47
pissoa
(
22/11/2006 08:00)
Nanjavona
Miarahaba
Tsy tadidiko intsony ny tonon'ilay hira [i]Nanjavona ireo olon-kendry[/i] iny, ka raha misy afaka manome dia misaotra mialoha o.
:)...
tohiny
novalian'i pissoa ny 23/11/2006 18:53
majesty
(
22/11/2006 07:42)
Mba mifindra monina koa ve kay ry zareo e!
2taona lasa izay,nandeha nilasy tany @ toerana iray tany alohan'Anjomakely ivato ny tanora tao ampiangonana;marihina fa efa toerana falehanay matetika izy io satria tena mahafinaritra no sady mpiangon...
tohiny
novalian'i prime ny 01/12/2006 12:38
Lenaivofilm
(
22/11/2006 06:17)
Tantara mitohy film malagasy
Ahoana no mba fahitanareo azy io satria izahay dia milalao fotsiny, nareo aty ampita ve efa mba nahita oh FANGOLOKA na HIFIKA...
tohiny
novalian'i faazavana ny 21/01/2013 07:57
Tiks
(
22/11/2006 05:41)
zay hanaovan'azy
hira rap gasy le izy de zay anaovan'azy no titre...
tohiny
novalian'i Simpona ny 22/11/2006 08:23
Tiks
(
22/11/2006 05:07)
tsy fantatro
hiran'ny SLOW INDONESIANE izy fa nataony tamin'y teny gasy tsy fantatro ny mpihira sy ny titre...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 22/11/2006 07:08
manantsoa
(
22/11/2006 03:55)
Mpanohitra mifanohitra = miady an-trano
Mahavariana :
Misy kandidà mahay ny lalàna ary milaza fa ara- dalàna dia ara- dalàna ny fanaovana ny fifidianana amin' ny 3 desambra 2006 . Ny hafa anefa milaza fa tsy ara - dalàna .
Misy kandi...
tohiny
novalian'i fijo ny 23/11/2006 23:14
mlinge
(
22/11/2006 01:10)
Tadidiko
Mitady ny tonon'ny hira tadidiko ao @ album ny hirako Ramaroson Wilson...
tohiny
colar
(
22/11/2006 00:20)
la gazette
ra mba misy afaka mampiditra ato ny article politika am la gazette fa to lasa mila manao abonaka hono v vo mahazo mijery ny tohiny v nama,tsss,d misotra mialoha e,io zoky ravato mba ampidiro a,ataovy ...
tohiny
novalian'i prime ny 24/11/2006 12:16
