seul

1. tsaiva ( 22/11/2006 15:29)
mila namana re za zareo an, efa ela b no tato de bola tsy misy namana foana
novalian'i henrie ny 07/02/2007 20:10
2. kelly13 ( 22/11/2006 15:31)
namana ahoana no tedavinao? namana virtoaly sa namana realy?
3. ninih ( 22/11/2006 15:39)
maro isafidianana ato fa aza misalasala miserasera e! :) de ampy anie e! mazotoa de mahazo maro be.
4. melody ( 22/11/2006 15:49)
manaova 1er pas, tonga dia manorata any @ izay mba fantatrao fa mitovy1 hevitra aminao e :wink:
5. tafita ( 22/11/2006 16:30)
mba mitady namana hono zany nefa aza ny olona miresaka aminao tsy valina akory .
6. Imahaka ( 22/11/2006 17:04)
tonga manorata leisy amin'ny olona be dia be an. Tsy maintsy misy hamaly foana eo
7. MTN ( 22/11/2006 17:39)
:lol:
8. Fiffi ( 22/11/2006 17:41)
9. ari.malala ( 23/11/2006 06:19)
tafita:

mba mitady namana hono zany nefa aza ny olona miresaka aminao tsy valina akory .



aza masika kosa aky a :)
10. ninih ( 23/11/2006 11:08)
fa aiza marina aloha le mitady namana kosa anie tsy hita na manao signe fa voaray ny hevitry ny hafa e!
11. Fiffi ( 23/11/2006 16:43)
tsaiva: aiza zao enao ? hihihih :roll:
12. degree ( 25/11/2006 23:43)
Tenanamana ve ? raha mahantany hafanana ary ianao de avia ho namakoe!:-*
13. ninih ( 28/11/2006 15:22)
ary toa tsy hita intsony e! sa efa nahita namana?
14. Fiffi ( 28/11/2006 16:13)
angamba.....
15. sera ( 11/12/2006 10:16)
tsaiva:

mila namana re za zareo an, efa ela b no tato de bola tsy misy namana foana




fa enao kosa tsy mamaly eh oe namana oatran ny aoana no tadiavinao eh reo angeh bdb eh de tsy fantatra oe oatran ny aoana le namana
16. Fiffi ( 11/12/2006 15:55)
ka izy aza tsy niverina teto intsony koh ....
17. henrie ( 05/02/2007 20:41)
kelly13:

namana ahoana no tedavinao? namana virtoaly sa namana realy?


njy ty akia ry kelly , aza tonga d zany fanotanina mamay b zany no ataonnjy anazy fa hitsoka eo anie izy eh :-D:-D:-D
18. tywa68 ( 07/02/2007 08:54)
koa ilay tsy mitady namana (atao sipa na vady) no faly manadala ato dia nitsoaka izy (lasa namonjy an'i malagasymisera) !:-D:-D
19. henrie ( 07/02/2007 20:10)
tywa68:

koa ilay tsy mitady namana (atao sipa na vady) no faly manadala ato dia nitsoaka izy (lasa namonjy an'i malagasymisera) !:-D:-D


zany ve ry tywa68, tsy omeko tsiny kosa alou izy eh , tonga d ny deba daholo no mamaly azy :-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0826