Iray & Telo ambiny folo
1. salmo
(
22/11/2006 13:54)
Lasa vinany ny politika Malagasy. Ny fanaovana prôpangady dia tonga hatramin'ny fanidiana ny Banky Foibeny Madagascar, mba tsy hanaovanireo 13 mianadahy raharahany fampielezankevitra. Mino aho fa hisy akisava indray ao @ Ville.
novalian'i fijo ny 23/11/2006 22:59
4. tezitra
(
22/11/2006 16:27)
valio le hevitr robert et fiffii fa za eo no...
raha marina fa mikatona ny banky foibe dia tsotra:
1)tsy afa-miasa intsony ny banque primaire sy ny manambola besaka hampiasaina ao dago; potika ny economie
2) tadidio fa ny fanakatonana an'i toamasina (seranana) dia 100 000 000/j de manque à gagner; nous sommes au 40è jour ; donc déjà 4 milliard
TEZERA NEFA AZA MANOTA ARY AZA ATAO TRATRAN'ny 04/12 ny HATEZERANAO

7. pissoa
(
22/11/2006 18:14)
salmo, mba omeo source kosa alou e. Tena marina ve fa nidina ny Banky Foibe ?
Stone, fa hifaninana amin'ny fanaovan-dratsy ve no aleha eo amin'ny fitondrana e ? :roll:
Stone, fa hifaninana amin'ny fanaovan-dratsy ve no aleha eo amin'ny fitondrana e ? :roll:
8. Fiffi
(
22/11/2006 18:31)
salmo:tena tsy nahita an'io indray aloha zah an ! nijery ny gazety rehetra hiany aho fa .....
tonga hatramin'ny fanidiana ny Banky Foibeny Madagascar,
salmo: fa taiza no nahitanao an'zany ?:roll:
9. Lejim
(
22/11/2006 18:45)
pissoa:
Stone, fa hifaninana amin'ny fanaovan-dratsy ve no aleha eo amin'ny fitondrana e ?
Valin'la izany ry stone!!!