Iray & Telo ambiny folo

1. salmo ( 22/11/2006 13:54)
Lasa vinany ny politika Malagasy. Ny fanaovana prôpangady dia tonga hatramin'ny fanidiana ny Banky Foibeny Madagascar, mba tsy hanaovanireo 13 mianadahy raharahany fampielezankevitra. Mino aho fa hisy akisava indray ao @ Ville.
novalian'i fijo ny 23/11/2006 22:59
2. Fiffi ( 22/11/2006 14:41)
nga lasa manao politika koh i salmo ?
3. Robert ( 22/11/2006 15:36)
Ny olo-pirenena rehetra de efa miresaka sy midinika politika daholo...



4. tezitra ( 22/11/2006 16:27)
valio le hevitr robert et fiffii fa za eo no...
raha marina fa mikatona ny banky foibe dia tsotra:
1)tsy afa-miasa intsony ny banque primaire sy ny manambola besaka hampiasaina ao dago; potika ny economie
2) tadidio fa ny fanakatonana an'i toamasina (seranana) dia 100 000 000/j de manque à gagner; nous sommes au 40è jour ; donc déjà 4 milliard
TEZERA NEFA AZA MANOTA ARY AZA ATAO TRATRAN'ny 04/12 ny HATEZERANAO
5. Stone ( 22/11/2006 17:20)
Firy Milliard moa ny perte nataon'i Deba teo nandritran'ny 30ans?
6. xxx ( 22/11/2006 18:07)
marina izany salmo. Ny ombinay izao mila ville mihitsy:°)
7. pissoa ( 22/11/2006 18:14)
salmo, mba omeo source kosa alou e. Tena marina ve fa nidina ny Banky Foibe ?

Stone, fa hifaninana amin'ny fanaovan-dratsy ve no aleha eo amin'ny fitondrana e ? :roll:
8. Fiffi ( 22/11/2006 18:31)
salmo:
tonga hatramin'ny fanidiana ny Banky Foibeny Madagascar,
tena tsy nahita an'io indray aloha zah an ! nijery ny gazety rehetra hiany aho fa .....
salmo: fa taiza no nahitanao an'zany ?:roll:


9. Lejim ( 22/11/2006 18:45)
pissoa:
Stone, fa hifaninana amin'ny fanaovan-dratsy ve no aleha eo amin'ny fitondrana e ?

Valin'la izany ry stone!!!
10. bazylou ( 22/11/2006 21:32)
izaho koa dia nahatsikaritra an'io ry salmo!!
11. fijo ( 22/11/2006 23:25)
nikatona taiza ny banky foibe????sa resaka foronina eto io?
12. Stone ( 22/11/2006 23:45)
BE ny zavatra tsara vitan-dRa8 ka tokony tohizana
13. fijo ( 22/11/2006 23:47)
aiz ale nilaza fa nikatona ny banky hanazava e.
14. mandrindra ( 23/11/2006 09:44)
ity angamba ilay tsaho misy miresaka atsy ambony atsy
15. kelly13 ( 23/11/2006 20:17)
tafahitsoka tao @ banky foibe ngamba lery, voahidy tao :p
16. fijo ( 23/11/2006 22:59)
mafy ity fankahalana olona kle
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2373