manirery aho

1. mioucool ( 22/11/2006 08:09)
za reto efa ela b no tato fa d manirery fona a hatramzao e!:cry::cry:
mila anareo a!!:P
d manantena kou e!:roll:
2. Bethebest ( 22/11/2006 08:34)
asio sujet de conversation kely anie raha tsy tonga dia resahiko enao e
3. Imahaka ( 22/11/2006 08:46)
Fenoy ny mombamomba dia sady mampiresaka izay ps mahafinaritra e:P
4. mitia5 ( 22/11/2006 13:55)
enao kosa ve tsy fantatra we ahoana de hisy hifandray @nao e! tsy masiaka za an!
5. Fiffi ( 22/11/2006 14:43)
mioucool:
za reto efa ela b no tato fa d manirery fona a hatramzao e!:cry::cry:
mila anareo a!!:P
d manantena kou e!:roll:
de fenoy aloha le momba anao fa tsy fantatra na lahy na vavy na ahoana .....


6. tsaiva ( 22/11/2006 14:53)
Fiffi:

mioucool:
za reto efa ela b no tato fa d manirery fona a hatramzao e!:cry::cry:
mila anareo a!!:P
d manantena kou e!:roll:
de fenoy aloha le momba anao fa tsy fantatra na lahy na vavy na ahoana .....






faly miarahaba anao ampanajana ny tenako inona no vao2 any aminao kay , afaka minamana ve sika eh ty ary ny num telko 0324152392 de manantena anao an
7. Fiffi ( 22/11/2006 15:24)
hihihihi heu....tondé ve manomé numéro tel eto ? hihihihi de mba tsiditsidiho hiany ny hafatra eh ! :)
8. Simpona ( 22/11/2006 15:30)
Efa manomboka tsy irery sahady izao enao fa efa be nomiresak sady efa nitsikilo tany am mombamomba anao sahady :lol::lol::lol:
9. Fiffi ( 23/11/2006 08:10)
Simpona: de nijery koh ve enao ? :-D:-D:-D:-D
10. mioucool ( 23/11/2006 10:17)
d efa nameno ny momba anà a fa jereo any e!:roll:
11. Fiffi ( 23/11/2006 10:21)
mioucool: =D=D=D :) de aza misalasala akia fa namana daholo ny eto an ! :)
12. kama ( 13/12/2006 05:07)
Manirery ianao hoy ianao, inona no antony? nilaozan'ny olon-tiana va sa nianjadiam-pahoriana, maro mantsy ny karazana tranga mahatonga ny olona hanirery, tsy hita aloha hatramin'ny izao izay tena azo hanoroana hevitra anao satria mantsy tsy fantatro hoe nahoana ianao no manirery, mahereza e:-/

13. Fiffi ( 13/12/2006 18:37)
ka mba mitady namana kosa izy fa irery koh ! :)
14. vonicx ( 21/12/2006 07:18)
ka inona no tianao hanampiana anao
resaka! hevitra! fiarahana ! sa....
15. Fiffi ( 21/12/2006 07:22)
tongasoa aloha enao ry vonicx :)
16. cazanova ( 26/12/2006 09:58)
mioucool:

za reto efa ela b no tato fa d manirery fona a hatramzao e!:cry::cry:
mila anareo a!!:P
d manantena kou e!:roll:


message
JOYEUX NOEL IANAO.Tsy manirery tsony angamba ianao zao sa manakory?
17. chakkakkely ( 31/01/2007 18:59)
namana ireo tena namana an ,
18. RZ ( 18/02/2007 15:20)
Za ko tsis naman mits d aon
19. Fiffi ( 18/02/2007 21:37)
RZ:
Za ko tsis naman mits d aon
de tongasoa aloha enao...de aza hadino ny mamenole mombamomba anao ...:) namana daholo ny eto ...de mazotoa mi-forum !:)


20. princesseN ( 19/03/2007 09:07)
manaona nareo zà aloha vevahivavy,zay no tena marina,fa
mitady namana serasera aho na lahy na vavy:oops::oops:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3536