manirery aho
1. mioucool
(
22/11/2006 08:09)
za reto efa ela b no tato fa d manirery fona a hatramzao e!:cry::cry:
mila anareo a!!:P
d manantena kou e!:roll:
mila anareo a!!:P
d manantena kou e!:roll:
répondu par princesseN le 20/03/2007 11:47
2. Bethebest
(
22/11/2006 08:34)
asio sujet de conversation kely anie raha tsy tonga dia resahiko enao e
4. mitia5
(
22/11/2006 13:55)
enao kosa ve tsy fantatra we ahoana de hisy hifandray @nao e! tsy masiaka za an!
5. Fiffi
(
22/11/2006 14:43)
mioucool:de fenoy aloha le momba anao fa tsy fantatra na lahy na vavy na ahoana .....
za reto efa ela b no tato fa d manirery fona a hatramzao e!:cry::cry:
mila anareo a!!:P
d manantena kou e!:roll:
6. tsaiva
(
22/11/2006 14:53)
Fiffi:
mioucool:de fenoy aloha le momba anao fa tsy fantatra na lahy na vavy na ahoana .....
za reto efa ela b no tato fa d manirery fona a hatramzao e!:cry::cry:
mila anareo a!!:P
d manantena kou e!:roll:
faly miarahaba anao ampanajana ny tenako inona no vao2 any aminao kay , afaka minamana ve sika eh ty ary ny num telko 0324152392 de manantena anao an
7. Fiffi
(
22/11/2006 15:24)
hihihihi heu....tondé ve manomé numéro tel eto ? hihihihi de mba tsiditsidiho hiany ny hafatra eh ! :)
8. Simpona
(
22/11/2006 15:30)
Efa manomboka tsy irery sahady izao enao fa efa be nomiresak sady efa nitsikilo tany am mombamomba anao sahady :lol::lol::lol:
11. Fiffi
(
23/11/2006 10:21)
mioucool: =D=D=D :) de aza misalasala akia fa namana daholo ny eto an ! :)
12. kama
(
13/12/2006 05:07)
Manirery ianao hoy ianao, inona no antony? nilaozan'ny olon-tiana va sa nianjadiam-pahoriana, maro mantsy ny karazana tranga mahatonga ny olona hanirery, tsy hita aloha hatramin'ny izao izay tena azo hanoroana hevitra anao satria mantsy tsy fantatro hoe nahoana ianao no manirery, mahereza e:-/
14. vonicx
(
21/12/2006 07:18)
ka inona no tianao hanampiana anao
resaka! hevitra! fiarahana ! sa....
resaka! hevitra! fiarahana ! sa....
16. cazanova
(
26/12/2006 09:58)
mioucool:
za reto efa ela b no tato fa d manirery fona a hatramzao e!:cry::cry:
mila anareo a!!:P
d manantena kou e!:roll:
messageJOYEUX NOEL IANAO.Tsy manirery tsony angamba ianao zao sa manakory?
19. Fiffi
(
18/02/2007 21:37)
RZ:de tongasoa aloha enao...de aza hadino ny mamenole mombamomba anao ...:) namana daholo ny eto ...de mazotoa mi-forum !:)
Za ko tsis naman mits d aon
20. princesseN
(
19/03/2007 09:07)
manaona nareo zà aloha vevahivavy,zay no tena marina,fa
mitady namana serasera aho na lahy na vavy:oops::oops:
mitady namana serasera aho na lahy na vavy:oops::oops: