seul

1. tsaiva ( 22/11/2006 14:55)
miarahaba anareo ry zareo an, za reto efa efa be no tato fa mbola tsy mahita namana foana, afaka misy mamaly ahy ve nareo, je vous promet quon serais des bonne amie
novalian'i kelly13 ny 29/11/2006 21:15
2. Fiffi ( 22/11/2006 15:21)
de mazotoa mi-forum !:)
3. dadasy ( 22/11/2006 17:26)
tsy seul zany enao fa namana daholo ny eto. Tonga soa ary e! :-*
4. Fiffi ( 22/11/2006 18:14)
f'ita hoa eh ?
5. klemntina ( 22/11/2006 18:53)
tonga soa tsaiva!!!
6. Fiffi ( 23/11/2006 10:22)
7. melody ( 23/11/2006 21:33)
tsaiva: efa nalefanao atsy @ Antson'ny fo ity resaka ity ary bdb ny valiny fa enao tsy niverina nijery tao intsony :)
8. degree ( 26/11/2006 00:15)
ho sorana tantely ve sa horosoana mofo mamy e ?=D
9. ikaretsaka ( 26/11/2006 00:34)
ka hosorana tately sy dobera ary ve ianona e
10. Fiffi ( 26/11/2006 18:25)
izy ary tsy hita intsony indray ....
11. ANARIM ( 27/11/2006 08:01)
12. Fiffi ( 27/11/2006 17:23)
ka aiza aza izy no tsy mamaly intsony ? :roll:
13. tslem ( 29/11/2006 14:41)
nanjavona ho ah , mbô kôzy e!:roll::roll:
14. kelly13 ( 29/11/2006 21:15)
jereo iany ny tongotr'i tsaiva sao tsy mandia tany kle! lolll

je wigoolleeeeee

tongasoa tsaiva na d tsy hita tsony aza e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2455