mitady tononkiram-pivavahana

1. Mariano ( 22/11/2006 21:08)
Salama daholo isika rehetra, mitady ny tonon'ilay hira katolika manao hoe : Tompo ò hamafiso ny finoako, misy hoe ho anao e, ny fianako any amin'ny fiverenana, mba miangavy an'izay manana na mahita an'io mba hanome azy eto, misaotra antsika rehetra e, mazotoa daholo.
novalian'i prime ny 04/12/2006 11:09
2. Fiffi ( 22/11/2006 21:10)
Tompo ò hamafiso ny finoako ny titra ve ?
3. kelly13 ( 22/11/2006 21:11)
azoko antsaina le hira fa tena tsy tadidy tsony
4. mimich ( 23/11/2006 06:45)
hira efa ela be zany ee
azoko an-tsaina fa tsy haiko fa njaso njay klou hijery fihirana , de mandefa eto )
5. majesty ( 23/11/2006 13:38)
Mariano:fa angah tsy misy an'zany ao anatin'ny fihirana katolika????
6. pissoa ( 23/11/2006 13:41)
Mariano - salut alou :-*
Mba ampio kely ny sopapa fa tena tsy hay le hira :-D:-D:-D

majesty : fa maninn rah misy :roll:
7. booboo ( 23/11/2006 17:57)
dia jerena ao kah hihihihi
8. diamondra27 ( 23/11/2006 19:09)
Mariano:
tonga soa , elaela izany :-*:-*
hum, dia samia haharitra hatr@ farany @ fanarahana ny Tompo e!
Za tsy manana io hira io fa miala tsiny.
9. Mariano ( 23/11/2006 21:03)
Ohatran'izao zany le hira ry Pissoa a
Tompo o hamafiso ny finoako (2)
Tompo o mba havaozy ny foko (2)
Tompo o mahagaga ny fitiavanao ....
Dia hatreo ihany no haiko fa adino ny tohiny nefa mab tena tsar aizy io, misaotra anareo rehetre e
10. prime ( 24/11/2006 09:33)
Mazotoa e...
11. Fiffi ( 26/11/2006 20:56)
booboo:
dia jerena ao kah hihihihi
zah mba gaga !


12. prime ( 27/11/2006 13:49)
:wink:
13. majesty ( 29/11/2006 05:29)
Anontanio wa reny mpitondra fivavahana katolika reny ohatra hoe frera na masera na le mpanao servisy any ampengonana reny fa ry zareo mahay an'io,sa tsy misy mintsy ve ato:D
14. prime ( 29/11/2006 10:48)
misy ato fa mbola tsy te hiteny fotsiny...
15. majesty ( 01/12/2006 12:46)
prime:ary njy aza sao d mba masera,ampio le namantsika e :-D
16. prime ( 01/12/2006 13:49)
tsy katôlika ah ka tsy hitako izay ambara fa dia mamaky toy ny rehetra e...
17. pissoa ( 01/12/2006 21:00)
Slt Mariano.

Tena tsy haiko mihitsy le hira :(:-*
18. prime ( 04/12/2006 11:09)
pissoa ve dia tsy hahay an'io?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4319