mba omeo hevitra hoe azafady !

1. totofy ( 22/11/2006 22:12)
nieritreritra ny hividy daba any belgique ny namana alefa eto la frantsa , misy afaka manome sy manoro ve ny atao tsy misy olana ve ny fampidirana , ny CT douane sns...véhicule utilitaire fa tsy plaisir, inona avy ny atao é!
novalian'i totofy ny 28/11/2006 09:02
2. Fiffi ( 22/11/2006 22:28)
jereo hiany ity sao de misy mahasoa anao an ! http://www.lescomparateurs.com/guide/acheter-voiture-etranger.html
3. totofy ( 23/11/2006 10:29)
merci fiffi, tena mitovy @ encyclopédie mintsy enao , ao daholo izay ilaina:-D:-D:-D:-D:*
raha mbola misy manana hevitra mba omeo ihany :wink:
4. xxx ( 25/11/2006 21:53)
tandremo ihany ny tomobil belge
5. fasaly ( 25/11/2006 22:48)
totofy: zà try afaka manmpy fa tsy mahalala ny lohany sy ny derrière ny:wink:
6. Fiffi ( 26/11/2006 16:37)
totofy:
merci fiffi, tena mitovy @ encyclopédie mintsy enao , ao daholo izay ilaina:-D:-D:-D:-D:*
:) mba manampy ny namana akia zah an ! :)
http://www.vivremalin.com/auto_achatetranger.htm

7. totofy ( 27/11/2006 17:06)
fa maninn, manao blague koa angaha ? :-D
mba teneno hoe ry xxx fa maninona , izay anie ny tiana ho fantatra é ???:?::?::?: sô misy pblem !
8. Rasiligaoma ( 27/11/2006 23:20)
fa maninona ny tombil belge?:o
9. totofy ( 28/11/2006 09:02)
fa maninona ny tombil belge


blonde belge no nitondra azy dia tsy hainy ny kilometrage fa 10 000 km dia heveriny ho 100 000 km :-D:-D:-D:-D

heritreritra ilay izy , fa toa ny occasion any mbola tsara ny état général... fa jerena daholo aloha ny prix , ny état an' ny fiara , ny démarche rehetra atao:wink:
izay no mba hakana hevitra !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6242