Hitako ihany

1. Imahaka ( 22/11/2006 16:57)
Hitako androany ny maha-afrikanina antsika,
Sady atsy andrefana atsy kay ny lakan-dranon'ny mozambika,
Ny elakela-trano,
Ny elakela-bohitra,
Ny elakela-javatra rehetra tsy ankanavaka e,
Raha tsy maintin'ny molaly dia feno lavadavaka!
novalian'i nolalaina ny 27/11/2006 16:25
2. Fiffi ( 22/11/2006 17:39)
zany an ?:wink:
3. MTN ( 22/11/2006 17:45)
8O:evil::?::?::?:
4. pissoa ( 22/11/2006 17:49)
:-D:-D:-D
5. kiali ( 22/11/2006 18:33)
ka ny olona tsy avy any afrika zany tsisy lavadavaka???:-D:-D:-D
6. pissoa ( 22/11/2006 18:44)
ka tsy feno pôtô mandende ve any lafrantsa any :roll:
7. nolalaina ( 22/11/2006 19:20)
kiali:

ka ny olona tsy avy any afrika zany tsisy lavadavaka???:-D:-D:-D


tsssssss !! aleko klou mimé :-D :-D :-D


8. fasaly ( 22/11/2006 19:39)
MTN:

8O:evil::?::?::?:


azavao in no mahatezitra anao mba zarazarao fa tsy azoko akory lay dinika:-D:-D:-D:-D:-D
9. lapino ( 23/11/2006 17:05)
pissoa:
ka tsy feno pôtô mandende ve any lafrantsa any :roll:

Misy lavaka hanatsatohana pôtô any Afrika ve ? :roll:
10. pissoa ( 23/11/2006 17:45)
Ie, eny an-dalana betsaka :-D
11. lapino ( 23/11/2006 18:08)
Ko tsy ho voa mafy ve ny mpandalo ? :-D:-D
12. MTN ( 23/11/2006 18:31)
fasaly: tsy izany fa tsy azoko mihitsy ilay izy.
13. Imahaka ( 23/11/2006 18:33)
anontanio tena gasy :°)
14. MTN ( 23/11/2006 18:51)
tena gasy, afrikanina ve ise? :roll: aleo aloha jerena raha mamaly
15. kiali ( 27/11/2006 16:11)
de mehezan'i nolalaina fotsiny ve zah?
16. nolalaina ( 27/11/2006 16:25)
ka mila ataoko inn njay aza i kiali éh?? asiko lavadavaka kou?? hihihihihi :-D :-D
Ty klou :-* da lavadavahako refa avy eo!! :°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2248