mitady!!!

1. fasaly ( 22/11/2006 17:37)
mitady namana hanao tsena krismasy, hividy girlandy sy sapin ary kilalao:roll::roll::roll::roll::?:?:?
novalian'i henrie ny 05/02/2007 20:39
2. booboo ( 22/11/2006 17:39)
mazotoa ô...tsy mbô zà, tsy mbô zà ouz lé hira zay.



Mankarary an-doha anà reny miantsena krismasy reny :°)
3. Fiffi ( 22/11/2006 17:42)
fa inona ny kilalao tian'i fasaly ? :wink::-D:-D:-D
4. fasaly ( 22/11/2006 19:30)
booboo::}:}:-D:-D:-D:-D

fiffi: saribakoly ny kilalaoko:?:wink::-D
5. fasaly ( 22/11/2006 19:32)
booboo: de tsy hande mitsy zany njy :x:?tsssssss misy mozika mahafinaritra be nge de miy mitsotro vin chaude de misy tsakitsaky maro isakarazany e!:wink: tonga tsika roa de mifanolotra kdö de noel!!:lol:
6. booboo ( 22/11/2006 19:39)
fasaly > raha zay dia ok, dia alaivo teo @ lé toerana mpisy vin chaud zà refa hody aza hihihihihi :°)
7. fasaly ( 22/11/2006 19:48)
:-D hummmmmmm! raha zay zany de mazoto! ao fa ho fixéna zany ny rdv tsika roa ary ny fihinanana marron vohendy na chataigne mou zany:wink:
8. totofy ( 22/11/2006 19:54)
fasaly , tsy fantatra hoe aiza lé tsena ?
any strasbourg hono no tsara ! ahoana handé ve!
9. fasaly ( 22/11/2006 20:07)
totofy aiza ho aiza mou io! zà mbola tsy tany!!!!:wink: de in no zvtr tsara any azo hanikanina eny:wink: ary monchau allemagne kou tsara :P
10. totofy ( 22/11/2006 20:11)
fasaly , zah kou mbola tsy tany fa henoko fotsiny , sa hampiaraka any isika :roll::-D:-D:-D
11. fasaly ( 22/11/2006 20:19)
:-D:-D:-D:-D honohono fotsiny zany...mbola tsy sur....! kou tsy aleo atambatra amlay fisotrona dité an'i mandrindra de mafàna ny fitsidihina:wink::-D:-D
sao de tany tsy azo mperahina kou zany kou loza:roll::lol:
12. totofy ( 22/11/2006 20:22)
:-D:-D:-D:-D alao misotro dité sy misokotrakafé aza é, @ zay mba mafana !:*=))=))
13. Fiffi ( 22/11/2006 21:04)
fasaly: tsy de lavitra loatra any @ ndry any ange Strasbourg eh !
14. fasaly ( 22/11/2006 21:10)
totofy: mety aby zany amzao andro mangatsika zao:lol: zay mampafàna ihany no ady eo!:roll::-D


fiffi: tsy haiko aky zany aiza ho aiza???????toa henoko malaza be mpandeha koa aloha fa asiko ny fandehanana train zany raha akaiky ahy sady i totofy efa vonona de hampiaraka any zany:wink:
15. belaza ( 22/11/2006 21:13)
mazotoa aza e!!
16. fasaly ( 22/11/2006 21:16)
fangah belaza tsy mba hande e!:?
17. belaza ( 22/11/2006 21:19)
ka tsisy mitondra kou
18. fasaly ( 22/11/2006 21:24)
kefa we mifanao fotoana , i booboo efa vonona amlay vin chaud alou mande be mitsy mantsy io, fangah misy mtondra fa sam mizotra:o
19. belaza ( 22/11/2006 21:26)
ka zà tsy mahita lalana kou hizotra ho aiza ary? sa andé hanary tena?
20. xxx ( 22/11/2006 21:33)
:roll:fa angaha fasaly tsy any dago indray no mipetraka??????????:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2972