mitady!!!

41. kelly13 ( 23/11/2006 18:36)
fasaly>ndao zany ho any fa kay njy kou mpakafy ny made in rainlita ohatranà! za ankia eto tsy mividy kiraro zany fa tena makany italie mividy a! safy mora nefa mmhhh
42. Fiffi ( 23/11/2006 19:00)
fasaly: hay ve eh ! :-D:-D
43. MTN ( 23/11/2006 20:40)
za tsy handeha raha tsy mirazy aloha i dadabe noely
44. fasaly ( 23/11/2006 20:57)
fiffi: efa lany manja aky aty a! efa haiko dool ny zavatra hamidy aty fa te ahita ny any ankafa njay:?:-D

MTN: de in fotsiny no maha dadabenoely azy raha mirazy izy ?????manjary tsy dadabe fa kotokely noely!:wink:
45. Fiffi ( 23/11/2006 21:17)
MTN: de tsy ahazo kilalao zany enao raha izany ! :-D:-D:-D
46. andry08 ( 23/11/2006 21:19)
fiffi: koa mitovy daholo anie ireny isan-taona e! Ny tongotra fotsiny no mangatsiaka.
47. fasaly ( 23/11/2006 21:34)
:-D:-D
48. vale ( 24/11/2006 13:08)
colar:

aty miantsena fa aty mora sady malaza e
made in rainlita ange ka malaza b e,hehe,za hanao guide,fa taitra b alo za tam le we mitady e,neveriko fa we,defa niazakazaka ery kay,tsena le izy,hahahhha
colar:hihihihihi


49. Fiffi ( 25/11/2006 17:52)
andry08: :-D:-D:-D:-D
50. Bakobako2 ( 25/11/2006 18:35)
Ka rôvina nareo no ao Strasbourg e? mba tena mety hafa tokony ny divay mafana any , tongako dia antongotra eo fa mba bipeo a refa ao nareo.=D
51. mbaliana ( 25/11/2006 19:00)
mba omeo adresy fa te hande koa za... aiza zany mpivarotra kiraro mora be zany?
52. sakaizakely ( 25/11/2006 23:14)
fasaly>

Any Colmar no henoko hoe tsara, na raha tsy izay Watwiller na ilay manodididina ny Strasbourg iny. Za efa tany strasbourg, mahafinaritra ny haingontanana fa mahavoa azy matin'ny hatsiaka nila niendaka ny sofina ary tena ngoly ny tongotsa nefa bakiraro bouclette damart reny no nanaovana. Le misotro vin chaud kou tsy conseillé rehefa mangatsiaka fa mampite-hi pipi be fotsiny.
Tondray voandalana enay rehefa mandeha e !:D:D
53. Bakobako2 ( 26/11/2006 08:15)
Ô ry reto a,
ka ho any Strasbourg iany nareo ko maninona ra mankaty aminay e, misy fetin'ny Tongolo aty amnay rapitso 27 nov,
milay alou le fety an, ny marché de nöel ao ampovôn tanana ao fa ny ville federale no misy an lay fetin'ny tongolo , tena serieux (ZWIEBELMARIT) Bern.
54. fasaly ( 26/11/2006 18:33)
de aon zany e! raiketina ve ny fotoana e! mbola misy fotoana lava be alohan'ny noely ka de ndao reketina ny fotoana.....:P euhhhhhh! aiza aiza avy eto aminay aza mou strasbourg io fa fanina zà kou!:roll:
55. Fiffi ( 26/11/2006 21:09)
fasaly: t@ 20h teo akia zah nahita an'le reportage avy any Strasbourg an ! tena milay be an ! :)
56. fasaly ( 26/11/2006 21:43)
humm ary hande ho any ihany ny farany an! njy ngah efa tany fifi:roll:
57. Fiffi ( 26/11/2006 22:07)
t@ herintaona zah tany fa hummmm.....tena hoe feérika akia an !
58. fasaly ( 27/11/2006 12:58)
kita kou! ta meritaona otszao wa zà 1kg pour 1 euro sady mamy tsara be ranony no ngeza hummmmmm!
59. sakaizakely ( 27/11/2006 13:33)
tsy afangaron'i fasaly litchi ve zany resaka izany :D:D:D:D
60. fasaly ( 27/11/2006 20:39)
sakaizakley: 8-):{ loooooza ary tena everiko fa lay dinika ary ambadika ty marina:-D:-D:-D:-D:-D efa miproiporina mitsy tratran'ny forum:-D:-D:-D:-D
sakaizakely efa antitsa e!:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2297