Toa tsy misy mandeha ny site .mg?

1. voromailala ( 22/11/2006 17:20)
Toa tsy misy mandeha daholo ny site .mg rehetra,
wanadoo.mg,...sns
novalian'i MTN ny 23/11/2006 18:41
2. lapino ( 22/11/2006 18:22)
Misy mandeha ihany ny site sasany, fa vitsy kely cirad.mg ohatra ...
Fa naninona tokoa ngah a? :roll:
3. vale ( 22/11/2006 21:12)
oayyy, noheveriko fa ny miliko no manondrana, saotra mba nilaza!!
4. MTN ( 23/11/2006 18:41)
mandeha ny rta.mg
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.9611