Toa tsy misy mandeha ny site .mg?
1. voromailala
(
22/11/2006 17:20)
Toa tsy misy mandeha daholo ny site .mg rehetra,
wanadoo.mg,...sns
2. lapino
(
22/11/2006 18:22)
Misy mandeha ihany ny site sasany, fa vitsy kely cirad.mg ohatra ...
Fa naninona tokoa ngah a? :roll:
3. vale
(
22/11/2006 21:12)
oayyy, noheveriko fa ny miliko no manondrana, saotra mba nilaza!!
4. MTN
(
23/11/2006 18:41)
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.0703