inn no tsara tsara kokoa?
![](https://avatar.serasera.org/a0e5b20b0c4215f8d2baf9a56f5b7074.jpg)
1. Aino
(
22/11/2006 19:18)
rehefa @ tsingerenany taonako mba te hanomana sakafo gasy ho any namako aho ry zareo ah!! nefa tena tsy misy tadidiko tsara dol, ka inn kay no mba hoe sakafo tsara tsara kokoa mety ho tiany ry zareo izao?
novalian'i mandrindra ny 01/12/2006 11:05
![](https://avatar.serasera.org/3ad83b57f657c3bc2263f4b7a5859d41.jpg)
2. fasaly
(
22/11/2006 19:46)
manaova mofo tapelaka fa ny epagnol toa tia anreny mofo tapelaka reny:roll::°)
![](https://avatar.serasera.org/a48016e9bf305e2688b09fe3749a20a4.jpg)
4. kelly13
(
22/11/2006 20:59)
d aôna le resety? mofo tapelaka zany mou le ôtran'ny crepe izy d mavo² b??? sa inona sao d miteniteny fôna ty za?
![](https://avatar.serasera.org/12e8a3f05bd0eb3fb0401cc239a90c42.jpg)
5. Zina
(
22/11/2006 21:28)
manaova "canape" sandwich kely (carree)be dia be :
dobera,
patee
fromage
votabia
cocombre
carotte rapee etc... imagineo eo doly izay azo ampiarahina
dia mividiana an;ireny fromage kely en cube ireny dia ireny fisokirana nify ireny no anaovana azy miaraka @ olive etc....
dia ny gateau sy ny jus ehhhh bon anif aky a
dobera,
patee
fromage
votabia
cocombre
carotte rapee etc... imagineo eo doly izay azo ampiarahina
dia mividiana an;ireny fromage kely en cube ireny dia ireny fisokirana nify ireny no anaovana azy miaraka @ olive etc....
dia ny gateau sy ny jus ehhhh bon anif aky a
![](https://avatar.serasera.org/3ad83b57f657c3bc2263f4b7a5859d41.jpg)
6. fasaly
(
22/11/2006 21:33)
kely! ié otran'ny mikarepoka:wink:
mino aho aky fa raha hanovanjy poulet au coco zareo de tiny a! atao manitra be fotsiny de hummmm ho hanina am vary thai sady ny espagnol tia mihinambary ihany an!:wink:
mino aho aky fa raha hanovanjy poulet au coco zareo de tiny a! atao manitra be fotsiny de hummmm ho hanina am vary thai sady ny espagnol tia mihinambary ihany an!:wink:
![](https://avatar.serasera.org/a0e5b20b0c4215f8d2baf9a56f5b7074.jpg)
7. Aino
(
22/11/2006 21:43)
fasaly inn anky izany mofo tapelaka?
t@ lasa teo aloha efa nanao gateau sy creps mamy sy masira aho dia tamana dol ry zareo lol, dia @ity hoavy ity mbola hiara hirona ato dol indray dia tsy hitako izay hatao!!!
fa zavatra mba tsara sy mora atao ihany ry zareo mba lazaina fa tsy vitako ny manomana azy hirery ah!!
:°):°)ny anif mbola ho ela fa izao dia efa manomakomana fa tsy de misy fotoana anomanana any iznay fa rehefa veo variana ny crizy mafy sy ny taombavao:º) de tsy hitahita dia any izany, de aleo tonga dia jerena diany izao.

![](https://avatar.serasera.org/95ef09519533dd8810084543431efe72.jpg)
8. mandrindra
(
23/11/2006 10:25)
aino, gatô sy krepy izany anie tsy kaly gasy e. hanaovy mofo sakay, mofo baolina, menakely ry zareo fa izany no tena izy.
dia avy eo vary sy laoka dia basy fa izay ihany no tena sakafo gasy. arahina lasary sy ro mazava moa izy io izany e.
ny laoka indray dia misy isa nkarazany : hena ritra, amalona na trondro sy henakisoa, hen'omby sy karôty atao ketsaketsa somary mitsonika kely ny nofonkena, henakisoa sy souflera .....
vraky be ny sakafo gasy fa izay aroso ny namanao e

![](https://avatar.serasera.org/71ce19f8878c3e92232c681a675711f4.jpg)
9. fanaina
(
23/11/2006 14:32)
ka ny loza koa aza dia izaho tsy mahay miantsena ko, very aty aho raha izaho no mande, supermarche andehanako manko tsy misy any hireny raha tsy mande mitady any @pavillon any nefa tsy hitako ankory hoe aiz ano misy azy.
![](https://avatar.serasera.org/b695bd8e33ff067ab8c59ac271e12f5f.jpg)
10. fiaritiana
(
30/11/2006 22:20)
zé misy ao atao ry Aino a!!aza mitady lavitra fa very any njy an!!teneno zé misy ao aminjy ao dé arakarak izay no hanaovana recette satria ozy njy oe tsy mahay miantsena
![](https://avatar.serasera.org/95ef09519533dd8810084543431efe72.jpg)
11. mandrindra
(
01/12/2006 11:05)
supermarché ve dia tsy hivaroitra hen'omby le??? vidio hen'omby dia rito fa izany no nahandro gasy e. tsy mila filirony