lasa hendry hono izy

1. Imahaka ( 22/11/2006 17:03)
Hoy ilay namako izay (sipa izy): Izaho leisy lasa hendry be, lasa manaja ny olon-tiako, lasa tokam-po, hatrizay tsy nahafahako nampiasa internet izay intsony. Taloha aho hoy izy, mitsaty dia raiki-pitia tampoka eo, mi-forum dia taraikiraiky eny, dia mihaona amin'ny olona hita amin'ny net dia raikitra kely eny, enfin naha-hendry ahy ny tsy nisy net.
2. MTN ( 22/11/2006 17:36)
sao dia nihamatotra kosa.
Arahabaina hoe fa tsy frivole intsony.
3. Fiffi ( 22/11/2006 17:50)
Imahaka:
enfin naha-hendry ahy ny tsy nisy net.
heu....zany hoe : tsara raha nahatsiaro tena izy ka hitany fa naharatsy ny fiainany ny net ! Saingy hoy aho hoe : io aloha de miankina @ tsirairay hiany @ zavatra hataony eo @ io net io !
Tsy hoe manana net kosa de hoe lasa maditra ! :wink: fa raha zany ny nataony ka lasa hendry izy de =D=D=D zany !


4. booboo ( 22/11/2006 17:54)
eka ouz
5. diamondra27 ( 22/11/2006 20:18)
Imahaka: arahabaina fa niha-hendry.

Marihina kely fotsiny fa tsy ny mi-forum sy tsaty no mampaditra akory an! fa ny olona no mila fifehezantena.

Raha zavatra hafa no itsatianareo fa tsy resaka fitiavana dia tsy ho tarataraiky @olona izany ianao . Matoa ianao taraiky dia efa misy zavatra andrasanao ao izay, de ni profite le okaz fotsiny de aveo lasa hoe: ny net no omena tsiny.

Mba andramo ange ny mi-forum momban'ny fiainana: fanabeazana, kolontsaina , zaridaina, cinéma, informatika sns... fa ho hitanao fa tsy misy olona mampitaraiky zany ao fa miresaka de mitovy ny feeling de ça s'arrête là.
De refa misy manadala de valiana tsotra fotsiny le olona tsy misy tezitra, na koa tsy valiana fotsiny.

Za angamba no mety zefa fa tsy haiko aloha ny an'ny sasany na mitovy ohatran'i Imahaka daholo na tsia e!!
6. pissoa ( 22/11/2006 21:04)
Fanintsiana : tsy Imahaka le izy fa naman'i Imahaka :)
7. Fiffi ( 23/11/2006 06:01)
Imahaka:
enfin naha-hendry ahy ny tsy nisy net.
heu.....io hoa de miankina @ zavatra nataony teo @ net ! Tsy ny olona rehetra akory no manao zavatra zay nataon'le sipa teo @ net.

Hono hoa ? de lasa ho contrainte ve raha mijery net satria hoe efa lasa hendry ? de ahoana zany ? de raha misy recherche hatao na ny asa , satria presque ny asa rehetra hatao de ilaina foana ny net......


8. pimaso ( 23/11/2006 10:45)
tapao ny clitoris dia vita
9. pissoa ( 23/11/2006 11:10)
kondrana mitsy pimaso ty :x:-D:-D:-D
10. booboo ( 23/11/2006 11:11)
:-D:-D
11. mandrindra ( 23/11/2006 12:12)
sao dia mba diso famaritana izany naman'imahaka izany!!
hay ve ny tsy raikipitia sy ny tsy fihaonana amin'ny olona no atao hoe fahendrena e.
12. pimaso ( 23/11/2006 13:20)
tsy adala anie ny africain manao izany ri pissoadia any aminy e, @ izay tsy moadaladala ny chatte
ny kondrana dia milalao vo...
13. pissoa ( 23/11/2006 14:30)
Eny wa, fantapantatra am'ps-ny eny iany anie ny kondrana e
Mpandefa : pimaso [ Valio ] 16-11-2006 12:47:22
Lohateny : Re : bandy voadona!
REHEFA AMBOARIN 1 SIPA IRAY DIA MAMPINANA SIPA FOLO
ASIANA HATRAMIN NY VODINY

:wink: de ampy :-D

pimaso:
[...] ri pissoadia [...]
Aza asiana tohiny ny ps-ko fa asiako tohiny eo kou ny ps an'i pimaso... an :roll::-D
14. Imahaka ( 23/11/2006 14:31)
mandrindra> sipa tsy milamina ange izany e.Tsy hoe mifosa namana fa io lazain'i pimaso io mihitsy ny tsara anaovana azy :-D
15. simplex ( 23/11/2006 14:41)

miala any ndray ny MBA ampiseho fahaizana.
;-)
16. bilakarenjy ( 23/11/2006 15:09)
matanjaka be ny disque dur-nareo ry simplex a!,vao misy mihetsika dia hitanareo daholo .Grave be le !
17. diamondra27 ( 23/11/2006 15:29)
pissoa i kotofetsy ve le izy:-D:-D:-D
18. mandrindra ( 23/11/2006 17:15)
imahaka, aleo nama ny sipa hanao izay mety aminy a. andron'ny fahalalahana izao e, aleo izy alalaka:wink: ho raiki-pitia mora foana sy mba hihaona amin'ny be sy ny maro e:lol:
19. nikopol ( 23/11/2006 17:57)
hoy i pimaso :


pimaso [ Valio ] 23-11-2006 11:45:48
Lohateny : Re : lasa hendry hono izy
tapao ny clitoris dia vita


Mpandefa : pimaso [ Valio ] 22-11-2006 11:40:54
Lohateny : Re : Hanaja asa sa hiditra @ fitiavana?
Za ry reto tena mazoto miasa be foana a,
j'ai ma belle femme et ma beautée fille à la maison



Mme Pimaso sy Mlle pimaso ve efa vita an'io ?

sa efa tsara folaka ireo ?


hoy mantsy pimaso :

Mpandefa : pimaso [ Valio ] 20-11-2006 09:27:36
Lohateny : Re : mila hevitra
tsotra be ny ahy e, félicitation aloa @ le nahavita niafy be, fa fanontaniana tsotra ny ahy : sao dia tsy ampy daozy aza izy aminao, dia tsy mahapetraka mianao irery,
tsy maintsy folahina ny sipa ry frère a, tena mitovy @ soavaly dia ny sipa, afatotra dia kapohina ny vatany rehetra, karavasiana, dorana, tengenana foana, azera , adaboka, asiana fer ny tongony, asiana lasely, lamboridy izay vao tsapany fa vehivavy resin'i lehilahy izy,
expérience vecu ny ahy fa anao ny safidy, rehefa maty kapoka ny entany rehetra folaka amabatony izy e!
Courage




20. booboo ( 23/11/2006 17:58)
:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1468