Racisme ! envers les noirs et les arabes ...

1. lemenakely ( 22/11/2006 17:04)
Rehefa tena alaina @ saina tsy miangatra dia mi-comprendre andry zareo frantsay ihany aho momba ny racisme manoloana ny arabo sy ny maizina , raha ny zavatra hitako androany!
Vers la SEINE ST DENIS dia nisy feu rouge ! mifanenjika @ scooter arabo vitsivitsy sy maizina asa 6 scooters teo ho eo .
Mbola feu rouge dia klaxonendry zareo ilay fiara immatr :75 (ville de PARIS) handeha !
Tezitra ilay rangahy dia nivoaka sy niteny hoe:vous ne voyez pas le feu est encore rouge!
Ompa vary raraka no nahazo ilay rangahy ary nodakadakandry zareo ny fiara sady lasa nandeha mafy ry zareo!

????

Ny mahagaga sy mahavariana @ ity racisme ity mantsy na aiza na aiza dia NY SINOA sy ny KARANA ohatra dia tsy voan'izy io loatra fa dia ny mainty hoditra foana matetika no tena VICTIME!

Ka raha ny fahitàna ny zava-niseho tao ST DENIS dia mbà mahalàsa saina ihany!Dia avy eo gaga raha misy discrimination etsy sy eroa!
En plus fotoam-pifidianan atsy ho atsy HAHAZO aina ny FN (JEAN MARIE LE PEN)..
novalian'i mirana5 ny 23/12/2006 20:02
2. Fiffi ( 22/11/2006 17:37)
heu.....zany hoe ny mainty kosa aloha mba mipetrapetraka fa ny tavaratra no tena midegany eh ! zareo tsy azo tenenina na de kely aza ! tsy misy an'zany hoe fandaminana zany fa tondé mandoro fiara , mamaky magazay , manararaotra sns....sady tsy azo kitihina na de kely aza fa tondé tambabe zao fotsiny !
Tsy de mahagaga aloha raha hoe raciste ny frantsay @ zareo satria be loatra ny zavatra tsy rariny hataony !
Jereo fotsiny ohatra ireny fandorana ny trano sy magazay rehetra ireny ! mampalahelo ny olona sasany fa tsy mahazo indemnisation akory !
Ny tena mampalahelo de ny olona miasa no mandoha manao cotisation ho an'ry zareo !
Saingy ny frantsay tsy sahy manao na inona na inona @ ireny zavatra mitranga rehetra ireny !!! nahoana ? ........
3. salmo ( 22/11/2006 18:03)
Tsy marina izany.
matoa misy ny fanejehana dia misy zavatra tsy mety nataony olona avy any ivelany izay mipetraka aty anatiny.
Tsy ny frantsay mihintsy no racisme, fa ireo izay mitazona ny finoany sy ny fombany dia mahatonga gafy sy fanimbana tontolo iainana.
A+ mahatonga fihavonavonana sy ny tsy fifanfraisana tsara aminy, dia manahirana na dia hifandray aminy aza.
4. Fiffi ( 22/11/2006 18:13)
salmo:
Tsy marina izany.
inona no tsy marina @ zany ? nefa jereo tsara fa ozy zay olona zay hoe "même si on n'est pas raciste , on le devient à cause d'eux !


5. salmo ( 22/11/2006 18:38)
Manaova ary nareo ôtrany Mickael jackson e :-D:-D.
rehefa misy manavakavaka. Ny mpilalao baolina kitra malaza dia mitalao mihintsy nefa tsy hitako izay hitalaovana eo ampahabehimaso. Ny fakelezany finoany olona sy ny fisainana zavatra tokony tsy ho hisy dia mitarika fitarainana eo amin'ny fiainana ary mahatonga azy hirediredy fa misy manambany. Tokony tsy hisy izany raha ny tena dinihina. Fa ny mahatonga ny racismo dia ireo izay tonga migafy (satri mety sarotra ny fiainany), tsy manaja ny fitsipika @ firenena, tsy makatoa, manao zavatra tokony tsy hatao, manafoana zavatra avy @ finoana sns... Dia izany no tena tsy hiraisany be sy maro aminy. ¿Ka inona indray no tediavina?
6. kelly13 ( 22/11/2006 20:56)
ssshhh ny tavaratra rehefa misy mahavoa azy d tonga d hoe racisme e.
refa tsy mitovy aminy d raciste zay!

marina io resaka hoe ny oul miasa mafy hamelomana andrizareo nefa ry zareo mipetrapetraka soa aman-tsara, les mains ds les poches eraky ny lalana, tranquille, sans souci aucun, fa kitio kely ange ny RMI-ny na ze allocations azony e??? hum hum!!! nefa ry zareo jamais contents!

7. Fiffi ( 22/11/2006 22:19)
kelly13:
marina io resaka hoe ny oul miasa mafy hamelomana andrizareo nefa ry zareo mipetrapetraka soa aman-tsara, les mains ds les poches eraky ny lalana, tranquille, sans souci aucun, fa kitio kely ange ny RMI-ny na ze allocations azony e??? hum hum!!! nefa ry zareo jamais contents!
tena mahatsiravina mihintsy !!!


8. oufouf ( 23/11/2006 09:08)
En plus fotoam-pifidianan atsy ho atsy HAHAZO aina ny FN (JEAN MARIE LE PEN)..


atramin' izao alou (23/11) i JM LE PEN mbola tsy nahazo ireo sonia (500)...

na izany na tsy izany aza tandremo ry zalahy é! tandremo refa mahita la meute de tavaratra !
9. Fiffi ( 23/11/2006 11:33)
grave io an !
10. xxx ( 23/11/2006 11:40)
sady ny tena mahakamo dia ny lalàna ohatry ny mi favoriser an'ireo tavany ireo foana (papiers ohatra) , nefa ireo kamo be tenda mandreraka, izaho aloha allergique e
:°)
11. Fiffi ( 23/11/2006 17:36)
sady be vava shhhh !!! mivazavaza be mahatsiravina klé !
12. prime ( 24/11/2006 10:30)
lemenakely:
Ny mahagaga sy mahavariana @ ity racisme ity mantsy na aiza na aiza dia NY SINOA sy ny KARANA ohatra dia tsy voan'izy io loatra fa dia ny mainty hoditra foana matetika no tena VICTIME!
... voa ihany koa ireo fa izy tsy dia mitabataba fotsiny...
13. Fiffi ( 24/11/2006 20:56)
ié ! tsy de heno loatra ry zareo fa voa hiany kosa aloha an !
14. sakaizakely ( 26/11/2006 00:00)
O ry reto a !

Mba vahiny eto antanin'olona ihany ve isika dia hifanaratsy hanao ny hafa hoe tavaratra sy maizina toy izao ?
Nefa ny fijerin'ny tompotoerana dia rehefa vahiny dia vahiny ka tsy misy iray ambony noho ny hafa. Amiko manokana izany.

Inn kay ilay hoe rasisma aloha diniho tsara. Ny tsy fitiavana jiolahimboto ve dia maha-rasista ? Za klou dia tsy tia maizina jiolahimboto e ! na mainty iny na fotsy na vony de tsy tiko. Nefa za tsy rasista na miseho ho ambony. Ary tadidio fa misy koa ny kaira vozongo pur fa tsy ny gena sy ny tavaratra irery akory.

Aoka ry ireto tsy afangaro ny resaka fa ny fisainana toy izao no mampiakatra andry Zanmaria sy ny extrême droite.
15. ikaretsaka ( 26/11/2006 00:29)
lemenakely:

Ny mahagaga sy mahavariana @ ity racisme ity mantsy na aiza na aiza dia NY SINOA sy ny KARANA ohatra dia tsy voan'izy io loatra fa dia ny mainty hoditra foana matetika no tena VICTIME!



Satria ry zareo tsy dia mila vaniny ohatran'ny maizina sy ny tavaratra hoe efa mipetraka an-tanin'ilina tsy mbola mahay miaina ihany


16. Herimiafina ( 27/11/2006 21:09)
Tsy voatery ny mainty sy ny tavaratra fa jereo koa ny mivadika amin'izay.
Ny ahy izao no fahitako azy ny mainty no tena olona raciste kokoa indrindra aza! :roll:
17. ikaretsaka ( 27/11/2006 21:13)
marina mihitsy io
18. sakaizakely ( 27/11/2006 21:26)
8O Oay i HM ! manao ahoana ? Elabe izany an !:°)
19. Herimiafina ( 27/11/2006 22:57)
Salama retsy! Elaela ndroky tsy haino an! Manao ahoana ny papoose.

Raha hiverina amin'ny loha-hevitra dia ny fahitako azy dia mazàna ny fanavakavahana dia misy kokoa amin'ny samy vahiny noho ny amin'ny tompontany sy ny vahiny amin'ny tany iray.:roll:
20. Fiffi ( 28/11/2006 21:04)
sakaizakely:
Nefa ny fijerin'ny tompotoerana dia rehefa vahiny dia vahiny ka tsy misy iray ambony noho ny hafa.
saingy tena havahiny kosa hoe mainty sy tavaratra ....


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.423