Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i ihaj, milahatra araka ny daty
ihaj
(
23/11/2006 09:32)
Mitady mpihira vehivavy, Paris-RP
[[ Miala tsiny dieny mialoha amin'ny namana hery raha miverimberina loatra ilay lohahevitra. Afaka esorinao raha tsy mety fa tsy ifanomezan-tsiny e! ]]
Manahoana e!
Tarika am-perinasa (rakin-kir...
tohiny
novalian'i tywa68 ny 05/12/2006 15:09
ihaj
(
23/11/2006 09:23)
Mitady mpihira vehivavy Paris-RP
Manahoana e!
Tarika am-perinasa (rakin-kira, horonan-tsary, fampisehoana) efa ho herintaona eto Paris, mitady mpihira vehivavy 17-28 taona.
Na vao mianatra na ny efa manana traikefa dia ekena daho...
tohiny
novalian'i fanaina ny 23/11/2006 20:22
