Mitady mpihira vehivavy, Paris-RP

1. ihaj ( 23/11/2006 09:32)
[[ Miala tsiny dieny mialoha amin'ny namana hery raha miverimberina loatra ilay lohahevitra. Afaka esorinao raha tsy mety fa tsy ifanomezan-tsiny e! ]]

Manahoana e!

Tarika am-perinasa (rakin-kira, horonan-tsary, fampisehoana) efa ho herintaona eto Paris, mitady mpihira vehivavy 17-28 taona.
Na vao mianatra na ny efa manana traikefa dia ekena daholo. Mahay mihira amin'ny teny Malagasy, Frantsay ary Anglisy.
Audition sy enregistrements atsy ho atsy.

Raha mahaliana anao, anoraty ao amin'ny iray04@gmail.com!

Misaotra betsaka.



Bonjour

Groupe avec projet serieux (albums, clips, tournée) cherche chanteuse, 17-28 ans sur Paris-RP.
Motivée, serieuse, ouverte à tout style et chantant en Malgache, Français et Anglais. Débutante acceptée si prête à faire des efforts conséquents. Auditions et scéances studios prochainement.

Laisser votre candidature au: iray04@gmail.com

Merci.

novalian'i tywa68 ny 05/12/2006 15:09
2. Fiffi ( 23/11/2006 10:24)
hummmm...tsara kosa zany an ! de mahavità soa an ! :)
3. rakaroka ( 02/12/2006 15:23)
Ary maninn ary no miverimberina ity anefa Bbbobaka be ny mihirahira eto na any amin'ny sehatry ny fiangonana ireny: "Chorale" sns..; tsara antonina any 'ngamba dia ilazana direct rizareo..;
4. fasaly ( 02/12/2006 18:06)
i boubounezy mpihira hira sao de mahaliana anao:roll::?:
5. tywa68 ( 05/12/2006 15:09)
sady tanora no tadiaviny no tsy misy hoe ohatrinona ny karama raha voaray, dia zay no tsy hahazoany olona !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7833