Mitady mpihira vehivavy Paris-RP

1. ihaj ( 23/11/2006 09:23)
Manahoana e!

Tarika am-perinasa (rakin-kira, horonan-tsary, fampisehoana) efa ho herintaona eto Paris, mitady mpihira vehivavy 17-28 taona.
Na vao mianatra na ny efa manana traikefa dia ekena daholo. Mahay mihira amin'ny teny Malagasy, Frantsay ary Anglisy.
Audition sy enregistrements atsy ho atsy.

Raha mahaliana anao, anoraty ao amin'ny iray04@gmail.com!

Misaotra betsaka.

:lol:

Bonjour

Groupe avec projet serieux (albums, clips, tournée) cherche chanteuse, 17-28 ans sur Paris-RP.
Motivée, serieuse, ouverte à tout style et chantant en Malgache, Français et Anglais. Débutante acceptée si prête à faire des efforts conséquents. Auditions et scéances studios prochainement.

Laisser votre candidature au: iray04@gmail.com

Merci.
novalian'i fanaina ny 23/11/2006 20:22
2. fanaina ( 23/11/2006 20:22)
misaotra eee, raha mba taty io dia mba nanoratra ihany ny tena nefa tao lavitra laotra!!!:(
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0447