zareo a

1. xxx ( 23/11/2006 19:31)
:roll:tsy aleo iany vé ravalo no eo satria isika vé dia hitsipadoa lakanitany vao atsasa-dalana no viany,bé laotra ireo te ho filoa ratsyzany vé tsy aleo sylla jack dia vita e,ratsy teo anié ravalo dia mba ahoana isika teo:!:
novalian'i Fiffi ny 26/11/2006 16:26
2. 00bandy ( 25/11/2006 15:04)
fanga isika izao nihananankarena, ny mponina any @nay izao tena voamay nihamahantra na ny hanina ho anina aza mila tsy ho hita intsony( mba midina any ambanivohitra dé ahita ny ny tena fari-piainan'ny gasy enao). Aza omena tsiny ny olona ra tsy hifidy azy intsony, tafalatsaka loatra tanatin'ny fahantrana ny gasy t'@ izay 4 taona nitondrany izay(izany anefa tsy midika fa tsy nisy zavatra antaony teo) ka mbola ho ampiana indray v ? tsy ho lasa 25 000 ny euro iray @ izay ...

tsy lany olo-manga ny firenena !!!!
:D
3. kitjo ( 25/11/2006 15:21)
00bandy> ka iza no hanarina antsika azany fahantrana izany zany?
lazao anay le kandida fa hifidy azy koa zay!
reseho lahatra zahay!

fa zao, tsy diso toerana ve ity? sao d tokony ary @ politika?
4. Fiffi ( 25/11/2006 15:47)
tokony any @ politika ity !
5. bazylou ( 25/11/2006 23:18)
aty indray iaanreo no manala vokona ry fanatika isany an!! izahay aloha tsy amidinao e!!
6. kitjo ( 26/11/2006 15:36)
mba cool re ry bazyl an,

enao koa aza diso adiresy ary @politika miresaka google earth tsy misy manao toy izao!

tsy aleo ve mba samy mifanaja e!
7. Fiffi ( 26/11/2006 16:26)
kitjo: zah mba gaga akia an !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3415