sambany teto antany nisy an 'izao toe javatra izao

1. ravatorano ( 23/11/2006 08:18)
aiza no nisy an izany hoe kandidà marobe izany indray hanao fampielezan kevitra
d iza no hofidiana
d iza no ho tohanana
tena matrina ny lazain i kitjo fa tsy zakan ny olona ka na eny amin ny kartié aza izy sahirana ery
ny hitako voa mafy dia ny MFM izay isan ireo antoko natanjaka teo aloha fa saingy indrisy mantsy fa ry zareo aza zao efa samy maka ho azy tsisy discipline d parti tsony.
Ny hitako mba sérieux zao dia i ravalo;rolland ratsiraka;ratsirahonana;lahiniriko;razafimahaleo herizo fa ny ambiny manao izay hahalalan ny olona azy fotsiny aloha.
tena modely mùihitsy iska eto madagasikara amin ny fanovana polifika kah ; isika eto no voalohany amin ny isan ny antoko nahazo alalana tamin ny ministeran ny atitany hanao politika amanjatony , isika no ahitana izany hoe kandida bobaka miaraka hanao propangady izany ......:-P:-P:-P:-P.....:-D:-D:-D
Aiza re zany e
d anjaranareo zareo sisa mandinika fa ny manodidina ahy d ampafahatariko ny lalana tokony ho tohizana an !:wink:
novalian'i kitjo ny 25/11/2006 09:58
2. Fiffi ( 23/11/2006 08:23)
ravatorano:
isika no ahitana izany hoe kandida bobaka miaraka hanao propangady izany ......:-P:-P:-P:-P.....:-D:-
ravatorano: tena marina mihintsy zany an ! Ny mahatonga an'zany de ny tsy fahaizana firaisankina fa samy tia tena daholo !
Raha jerena ohatra ny aty ivelany , bdb ny antokom-politika ary samy mba te ho eo @ io toerana io daholo saingy......manao voty ry zareo hoe iza no tena manan-daza hatolotra ?
Tena mahavariana hiany aloha zao kandida maro be zao an !


3. oufouf ( 23/11/2006 08:53)
tsy misy saina ny oul toy zany ry fiffi a! , manao izay hanimba zavatra fotsiny toy ny voalavo , hoe izay mita be lanin' ny mamba ....odoyé , tsy misy hapoka dé mirediredy ... eritreritra ihany ny ahy .. ary avela ho eritreritra fa misy appui avy aty ivelany ny ataon' i pety sy fidy ireo : dernière carte an' i Rajaonarivelo ve ! raha maty aho matesa rahavana dia ho simbaina daholo ny hoavin' ny zanaka , zafy , sy ny taranaka malagasy
4. manantsoa ( 23/11/2006 09:30)
Fialonana araka ny efa noresahantsika rehetra teto io e. Satria manana be noho izaho rakoto dia aleo ravàna ny fananany dia samy tsy manana e.
Mampalahelo !
Olona toy ireo ve no hitondra firenena .
Manome ohatra ratsy ho an' ny taranaka faramandimby.
5. ravatorano ( 23/11/2006 11:18)
tonga amin ny tenin ilay vozongo miara mikandra amiko zay ity e eto aminareo houzy f nareo ihany no samy mampidina izay tafakatra ao amianareo ka tsy mahagaga raha tsy ho tafita mihitsy nareo
sotomy izay tafakatra hihidina indray e sady hazo avo alan drivotra rahateo
6. agoago ( 23/11/2006 12:19)
Dia mba gaga mihintsy koa ny vahoaka tsotra, tokony vao nilaza ny filatsahany ry zareo dia efa mifampidinika hoe handao anankiray no hotohanana fa tsy hahatohatra iry iray iry.
Asa atao anaty valopy daholo ny bulletinsndry zareo rehetra angamba no tiany.
Sambasamba amin'ny antsoindRavato, hafa mihintsy ny gasy.
Na koa ny 2 ème tour no handrandraindry zareo hoe jereo fa miray hina izahay hiady aminao.
7. tezitra ( 23/11/2006 13:02)
normal io ry namana, izay le hoe plate forme de l'opposition;

L'ENNEMI DE MON ENNEMI EST MON AMI.
C'est la regle d'or de la politique . demandez aux gens des sciences politique
8. oufouf ( 23/11/2006 13:37)
mba misaina ry tezitra a!
mba manome ohatra foana jereo ny aty frantsa jereo ry G. Bush , jereo ny ...
aiza lé intelligence ? ny olona manao primaire aloha hijery izay olona capable (plate forme ...???) , ny anareo ny toe-tsaina no tena mbola primaire, demandez aux gens des sciences politique
taiza ny mbola nisy hilatsaka hanao candidat dé mitady vola @ olona hoe atao inona hono indray izy teo... , dé manao sit-in .. dé indrindra indrindra manao propagande miaraka .. dé avy eo raha sanatrian' ny vava hiady an-trano indray .. maha-menatra
9. Lejim ( 23/11/2006 14:29)
Fiffi:
ravatorano: tena marina mihintsy zany an ! Ny mahatonga an'zany de ny tsy fahaizana firaisankina fa samy tia tena daholo !

Izany indrindra no atao hoe firaisan-kina ry Fiffi nefa lazainao fa tsy mahay firaisan-kina! Misy antony mahatonga ry zalahy hanambatra hery
10. Samoana ( 23/11/2006 15:37)
Manambatra hery izy hamelezana olona tokana. Toy ny holitra mitambatra biby iray dia rehefa resiny iny dia rizalahy indray no mifampihinana avy eo !!
11. tezitra ( 23/11/2006 15:57)
eh oui samoana l'histoire est un eternel recommencemen,
-izany no natao t@ tsiranana(Ratsiraka+andriamanjato+manandafy+monjajaona, voir dossier bibliotek national
-izany ny t@ zafy(andriamanjato+ramarson+ratsiraka+josekely
-izany no natao t@n-dratsiraka (R8+pety+voninahitse+pierre tsiranana+...
12. xxx ( 23/11/2006 16:06)
Tabeza Nous sommes incapables! (Assidu deMadagascar)
18/09/2005 à 13:15
Que d'erreurs impardonnables commises par nous, du côté de l'opposition! Voilà exactement quatre ans que l'on doit construire une opposition, et on n'a rien fait de valable! On a perdu du temps. On s'est cantonné dans des critiques stériles et agressives qui n'ont rien de convaincant pour les électeurs. On s'est accroché à des personnes qui n'ont aucun avenir politique. On n'a jamais su construire une stratégie rationnelle pour conquérir le pouvoir. Contemplez l'erreur monumentale du rassemblement d'Andoharanofotsy. On s'est fait gruger jusqu'au bout. Le temps file très vite. A cette allure, Ravalomanana sera là jusqu'en 2017

13. tsingy ( 23/11/2006 18:07)


za lou d tsy itsikera ntsony e,en + ny andro malaza efa ho avy fa samia mifidy zay hitany fa hanavotra ani Gasikara fa lany andro hiady eto isika tsis rarà mandroso satri tsisy mifampihaino fa samy miseho te ho marina dôly dôly ka ty ny hafatra.
Samia mijinja zay nafafiny refa après 3 Déc ary mahaiza mifidy fa anao ny safidy.
Bisous mamy be dôly e:-*
14. oufouf ( 23/11/2006 18:14)
mahamenatra ry tezitra fa mba mangina a!
iza no ho filoha raha lany eo izy mianakavy : i tezitra ve !:-D
15. Robert ( 23/11/2006 20:31)
Ilay izy aloha de fitiavan-tena te-ahazo seza irery..

Tena mbola betsaka ny toe-tsaina tokony hovaina...

Za manaiky hoe tokony esorina Ra-8...

Tokony efa nitambatra hatr@ voalohany ireo mpanohitra, Maninona izao raha kandida iray no natolotry zareo? De samy manohana an'iny, sady tonga de zaraina ny seza.. Ohatra hoe i Herizo atao président, Hasina PM, ny kandida 11 sisa omena ministera ts11 avy. De nalefa @ izay propagade..

Mino izaho fa mety koditra Ra-8... hoy henjana indray ity..
16. Fiffi ( 23/11/2006 21:14)
Lejim:
Izany indrindra no atao hoe firaisan-kina ry Fiffi nefa lazainao fa tsy mahay firaisan-kina! Misy antony mahatonga ry zalahy hanambatra hery
Lejim: ka zao ange an ! ohatra fotsiny zao: raha jerena ny aty frantsa , raha mijery ny droite isika de zao : firy ny olona te-hilatsaka ao @ io droite io an ! de miraisan-kina ry zareo , de mijery hoe i ranona no hita fa ahazo isa be indrindra , de izy no alain'ry zareo hilatsaka.
Ny any Dago indray de bdb ireo te-hilatsaka , ka maninona koa nefa raha ohatra hoe misafidy olona iray ry zareo zay hita fa be isa de io no halatsaka ? zao de samy milatsaka daholo ry zareo ! de lany vola beeeeee nefa efa fantatra fa tsy ho lany eo !


17. fijo ( 23/11/2006 22:22)
jereo fa ao amin'ny tribune sy express ao misy analyse tsara momba ireo nitambatra ireo.
"nahatsapa ry zareo fa tsy ahavita zavatra dia lasa mody nitambatra.ny olana anefa dia na ny akama nosarihana aza tsy nanaiky.lahiniriko tsy manaiky ny hanemorana ny daty;zo be koa tsy manaiky.hany sisa hery dia mody hoe hiaraka hanao propa.
dia ity no hitranga.

tonga ny 03 dec,dia hifidy tokoa ny olona mpomba nadry zalahy.
ny sasany hanao vatofotsy"satria izay no torohevitra"
ny hafa anefa hifidy ny iray amindry zalahy ihany.
vokany
zara raha ahazo vatoi ry zalahy,ary hiena koa ny vato hoazon'ny mpanohitra sasany izay mba niezaka mafy.
dia ilay 8 no lany.
eo vao samy hiogahoga hoe "halabato io,tsy ekena izao sns"nefa ny adalana no betsaka
18. Lejim ( 23/11/2006 22:26)
Resaka rafitra no mahatonga an'io. Maro no tehilatsaka any an-kafa any (Frantsa na USA) fa misy fifidanana ao anatin'ny antoko misivana azy ireo voalohany! Fa aty Mkara mbola tsy misy an'izany satria maro loatra ny antoko. Rehefa mba manambatra ny heriny kosa ry zalahy dia miray hina izay! Ny efficacite sy ny sincerite ao anatin'ilay firaisana indray mbola ho hita eo ihany!
19. fijo ( 23/11/2006 22:34)
lejim an ,ekeko izany,saingy mila fisainana ihany.raha efa hita ve fa iry no mety aharesy ilay tsy tiana,maninna rah ainy no tohanana dia vita,fa tsy hanao izay ampahalefaka ny sasany.izao na ry lahiniriko aza dia manjary very vato noho io tsy fahaizana miray io.
20. 00bandy ( 24/11/2006 00:24)
toujour la politique
.8-)
tsy maintsy hoe remake 2002 indray izany ny hitranga fa ny eo @ toeran'i Radidy indray izany i Ra8 @ izao

enga anie mba tsy hisy korontana fotsiny ny ao dago @ faran'ny taona.(mivavaka mafy aho @ izany)

Ny hamaroan'ny kandida angamba tokony tsy dé misy olana fa tany démocratika ka aleo hilatsaka izay té hilatsaka, fa ho hita eo izay tian'ny vahoaka(ra ohatra ka tena lanin'ny vahoaka fa tsy hala-bato). fa @ 2e tour tsy maintsy hitambatra eo foana ny hery (opposition) ra ohatra ka te handresy ny filoha ankehitriny ry zareo.
za tsy de mahay politika fa hevitra fotsiny ny ahy.
:{
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2671