sambany teto antany nisy an 'izao toe javatra izao
21. ravatorano
(
24/11/2006 07:52)
io ange na hilatsaka daholo aza izay mahavita ny anton-tataratasy ka eken ny HCC tsy olana e
tsy any mihitsy fa izao mba hevero kely hoe ny mafana v dia hiombokevitra amin ny fifidiana amin dry hasina na ry elia.Raha mihaina ilay dimy minitra isan andro omena ny kandida ao amin ny tvm enao dia hita fa mifanohitra b ny programan asa ireo ary tsy mitovy mihitsy;
aoana ary no hahafahan dry zareo hipropany miaraka amizany.Amiko tsy mahomby io ary raha izany tsy hahovoka firy amin ilay olona mahay manohy ny lalana ry zareo fa dia ho mao e kosa aloha e !
:wink:

22. kitjo
(
24/11/2006 11:58)
vao nanomboka ny filatsahan-kofidiana dia maninona tsy nanolotra kandida tokana raha tena miray hina sy iray tanjona?
inona moa izany no ataon'ny olona siaka hifidy azy? tsy bileta ndray zany no arotsak afa vato fotsy nefa mba te hifidy azy?
d heverinareo hiray hina tokoa ve ireo raha vita ny fifidianana? eo vao tena ady saritaka...

23. manantsoa
(
24/11/2006 16:08)
Ny caution tsy ho tafaverina no mahatonga ny sasany hanakorontana e! ny fialonana moa tsy lazaina intsony.
Ny mpanao politika antitra anie dia efa tsy mahagaga fa manao fahanter' ........ e !
ireto mpanao politika tanora no mampalahelo fa dia hifindran' ity aretina sahady .
Mila teteza-mita ry zareo amin'izay samy mahazo ministera tsirairay avy ahazoana misôsy .

24. 00bandy
(
24/11/2006 21:37)
Ra te handresy aloha dé tsy maintsy manambatra hery fa tsy tafavoaka raha tsy izay. Satria izay mitambatra vato, izay misaraka fasika.
25. fijo
(
24/11/2006 23:30)
le izy aloha efa ita mibaribary be,fa tsy ahomby dia aleo mila ady.jereo fa ny mpanaraka politika rehetra ao mada dia efa mahatsapa izany daholo.ary diso fotoana ry zalahyireo,raha izoa no mila ady,fa izao ny olona mbola be no pro ravalo,ka raha raikitra eo ny ady,tsy daka intsony no mahazo andry faharo,fa tsindrona antsy.