Fantatro fa...

1. fithahiana ( 23/11/2006 11:07)
Mba mitady ilay hiran'i Anyah hoe " Fantatro fa..." iny ry reto a!Misaotra mialoha e!
répondu par fanaina le 23/11/2006 19:41
2. mimich ( 23/11/2006 12:12)
fa fantatro fa..... lohateny ve io sa andalana amin'ilay hira , de inn tohiny de iza no mpihira azy sns fa tena tsy fantatra ny zavatra tadiavinao raha izoa fotsiny no eo
3. mimich ( 23/11/2006 12:17)
oups zafady ka anyah le mpihira
zafady fa manao fijery maika ko za zany
4. ninih ( 23/11/2006 12:46)
efa mba nojerena tao anaty tonokira ve aloha e!
5. ari.malala ( 23/11/2006 14:58)
efa nisyn nangatakaio de efa ao ambanimbany ao, ao @tononkira ko io
6. fanaina ( 23/11/2006 19:41)
fithahiana mba hirao kely eto hoe ilay hira ry akoholahy rehefa hainao mba enona:-D:-D
:-$:-$
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0541