"V"

1. kelly13 ( 23/11/2006 19:56)
"V for vendetta" ms tsy nety hita ny tarehan'i lery nefa lery ôtran'ny hoe kilasy b zany!!! nahafinaritra ahy ilay tatara!!!
novalian'i kelly13 ny 24/11/2006 19:01
2. Fiffi ( 23/11/2006 21:28)
heu...:roll:
3. vakiniadiana ( 24/11/2006 05:47)
Ny ahy i Nathalie Portman no nahafinaritra ahy t@ ilay tantara
4. hery ( 24/11/2006 07:58)
Izaho koa tia an'iny film iny. http://hery.blaogy.com/post/4/338 ny fihetsem-poko.
Fa araka ny henoko dia tena tamin'ilay tournage iny mihitsy mihitsy no notapahana ny volon'i Nathalie. Hita hoe nerveuse be izy sady mitomany dia tena réel tsara ilay izy.

Fiffi> heu... ???
5. kelly13 ( 24/11/2006 19:01)
fiffi>njy nga tsy nahita io film io? tsara ankia a, je te le recommande mihintsiny! :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.388