cotisation! andehanana eny mahamasina!

1. kitjo ( 23/11/2006 07:37)
nnddrriii...

mampalahelo be fa tsy hahavory olona dia nitambatra sitrany ahay

otrin isaky ny kandida zao ny cotisation @io hanaramana olona hanatrika azy any e!

tandremo ndraya ry tsy mena ny volan'olona sy ny sakafo.

asakasak'izay "hendry' ho avy eny aloha fa dia sahiny ampahibemaso milaza fa manohana an'i Fidy izy..izany ve d misaina..ko manin no mbola hiatrika fifidianana raha manohana an Fidy fa ts izy fts apetraka eo?
novalian'i kitjo ny 25/11/2006 10:03
2. Fiffi ( 23/11/2006 08:04)
ka tsy mety hapetraka eo tsinona izy koh !
3. ravatorano ( 23/11/2006 08:23)
ka ny ankamaroan ireo kandidà ireo anie mazava ho azy fa tsy d manana antoka omena ny vahoaka e sady araky ny tenin i ktjo hoe tsy afaka manao propany manokana fa sady tsy lavorary ny logistika.
Amireo aza mbola misy sahy milaza hanao hamboletra hanatitra bilétà amin ny andron ny fifidianana fa mety amizay vao hahavita sy hahaatitra izany
izao indray ny olona manonganam panjakana amin ny tsy aradalana no tohanana izany ilay pacifiste tohanan ny mafana e izay ilay alternance dradradradrain dry hasina syry razaka ary ry rajakoba ny ray amandreny zafy moa efa tsy tafa mbola mikozy ihany amin ny sisiny fa mlay hono ireny revin i Fidy reny e sady b angovo kosa klouh fa tsy nahovoka firy hany ka nisy olona lasa maritiora tsy fidiny nohon ny nataondry zareo :x:x:x
:wink:
4. oufouf ( 23/11/2006 08:57)
tena mandrangitra nama lé ataon' ny sasany a! mba mahagaga ny ataony an !
5. mandrindra ( 23/11/2006 09:35)
siora ve ianareo fa hisy io metting amin'ny asabotsy io ????
sao dia pitikafo alefa ho tsofina fotsiny io???, satria mety tsy hanome fahazondalàna manao an'io meeting io ny tompon'andraikitra ara-panjakana.
6. rakotoyvon ( 23/11/2006 12:03)
ny ahy ny ahioko ry zalahy ny ahiako dia ho torahan'ny olona vato ry zareo amin'io tahaky ny nahazo an'iza moa le teny @ 13 mai
7. kitjo ( 23/11/2006 12:28)
toy ny 17desambra 2005 t @andron faharo.

tokony avela iany aloha izy ho eo dia hita eo zay olona vendrana mankany

ny atahorana kosa anefa dia fantatra fa dia kabary fanaratsiana sy fanelingelenana saim-bahoaka fts no ho betsaka ka aleo tsy misy!
8. Fiffi ( 23/11/2006 16:37)
ravatorano: de mba lazao vao2 zahay an ! :)
9. Stone ( 23/11/2006 18:15)
Ka ny olona tsy maintsy hoavy eny hijery sy hanakora koa, fa tsy hanohana akory, ny atahorako fotsiny dia mety hisy torabato.
10. fijo ( 23/11/2006 22:30)
izy hivory eny tsy olana ,fahafahana io.
ny zavatra tsapa fotsiny izao,dia efa manomboka mitady izay mety rehetra ry zalahy hanombohana ny korontana.
-mody manohana mpanongana fanjakana.
-mody hoe andron'ny fifidianana vao hanatitra vato,de tsy ekena satria tsy aradalana,dia atomboka ny korontana.
ny vahoaka ihany no hafaka hanakana izany .
11. vakiniadiana ( 24/11/2006 10:30)
oainina be ireo raha tsy mahazo olona eo,

ohatra an'i Lahiniriko, premier jour de campagne hono dia naka an'i Mahamasina :-D
12. fijo ( 24/11/2006 23:33)
aleo aloha hanao e,amin'ny alatsinainyisika mahita ny vokany.izay mpanohitra ato hafaka maka sary ,sy ny mpomba andravalo hafaka maka sary,dia samia mba maka hoe dia alefaso eto ahitana izay marina.
13. kitjo ( 25/11/2006 10:03)
miandry zahay e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4758