Taolana efa tapaka sy ny hatsiaka

1. ikaretsaka ( 23/11/2006 18:09)
nareo toko ave rehefa tratran'ny hatsiaka ny taolana tapaka taloha di atena marary be?
ny ahy ny lohaliko no ni deboite taloha dia efa sitrana tsara izao
fa avy tany dago za no tratran'ny rurunina taty fatena lasa marary be zany indray kle
2. kelly13 ( 23/11/2006 18:46)
ny ahy indray tsy ni deboite ny lohaloko fa nenjera y a pfffff, tant d'annees hozy ny tsy mahay manisa, fa mbola marary ahy refa iny janvier sy fevrier iny!! any ka tsy maintsy manao patalou double sy collant en laine mba tsy handringa
3. Fiffi ( 23/11/2006 18:55)
le mangatsiaka be kosa aloha tena mankarary ny taolana mihintsy an ! zah aloha mbola tsy voa fa misy olona fantako isakin'ny tonga ny ririnina de fijaliana zany ? de lasa mihintsy izy 2 na 3 volana mankany dago !
4. kelly13 ( 23/11/2006 19:30)
zay mintsy no mety, makany d minana lĂ´dsi aveo, hihihi.
5. ikaretsaka ( 24/11/2006 00:20)
de avy marary taolana ve de hararay kibo?
6. dailynews ( 24/11/2006 01:50)
mahafantatra olona aho tapa tongotra taloha ary manao tahaka anao ihany koa, rehefa mangatsiaka dia manaintaina. ny dokoterany mihitsy no efa nampiomana azy fa hiseho izany rehefa mivadika mangatsiaka ny toetrandro. :(
7. ikaretsaka ( 24/11/2006 10:02)
kay le.. de ho ohatran izany foana kosa ve le:evil::(
8. titimms ( 24/11/2006 17:28)
d miomana zany enao bandena rehefa mangatsika ny andro. za ko mantsy manao izany fa d manao ba foana
9. watafon ( 25/11/2006 19:54)
za aloha mbola tsy tapaka fa rehefa mangatsiaka b iny anie d re hatrany anaty taolana mihitsy e! ka raha taolana efa tapaka zany d vao maika sensible kokoa na dia efa nitohy aza satria somary manify kokoa eo @ ilay trace de fracture !
10. ikaretsaka ( 26/11/2006 00:24)
ny ahy ato dia bandy be manadala mihitsy sy tsy mitsahatra ny mihoso menaka e
11. titimms ( 26/11/2006 16:42)
Raha eto Dago iany Ikaretsaka de ataovy le hoe mena-tsinoa fa io no mafapana de bandena refaveo, ba manamaiva kely lay manaitaina
12. mimich ( 29/11/2006 07:58)
ny ahy aza taolana tsy tapaka de maharary mangotsoka rehefa mahangitsy ny andro koaaa!!! eo amin'ny lohaliko eo. inn tokoa zany ry wata, sanatria ve rhumatisme sa goute??????
13. ikaretsaka ( 05/12/2006 23:54)
tsy haiko mihitsy fa dia tena maharary e.. efa asiako mena-tsinoa sy bandy izao fa marary ihany ed
14. fijo ( 07/12/2006 23:37)
za efa tapatanana fa taloha izy io marary rehefa mangatsiaka,fa izao aloha tsy maninona intsony
15. ikaretsaka ( 08/12/2006 04:18)
gravy letsy e.. antitra vao miseho aby ny grades e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.232