Maintimolaly TD6 tao @ JULF 1985-1986

1. popeye ( 23/11/2006 18:11)
Miantso antsika rehetra mpiara-mianatra fahiny tao @ TD6 Lycée Jules Ferry taom-pianarana 1985-1986 mba hanoratra sy hanome ny adresse mail-tsika amin'i ramorasata@gmail.com mba hanomanantsika fihaonana.Aoka mba hifampilaza isika, indrindra ireo namana izay mety tsy hahita izao forum izao.Raha mbola nahatahiry ireo sarintsika ianareo dia iangaviako mba handefa azy amin'io adresse mail eo ambony mba hahamora kokoa ny fifampilazana.Dia misaotra antsika namana rehetra sahady ary maniry fatratra ny hihaonantsika rehetra tsy ho ela.:D:D:D
novalian'i andrea ny 01/12/2006 15:01
2. xxx ( 23/11/2006 18:49)
sao d tsy mety oe TD6 fotsiny fa sao d tokony hoe jules ferry retra retra e!rah 2 fotsiny ohatra ny jules ferry aty d aôna???
3. Fiffi ( 23/11/2006 19:00)
eny tokoa hoa ?
4. prime ( 24/11/2006 11:24)
Izaho izao génération t@ izany mihitsy fa tsy TD6...
5. Samoana ( 24/11/2006 14:37)
izaho indray TD6 fa taloha kely:D
6. booboo ( 24/11/2006 14:46)
zà TD euh...4 angamba fa tafara beeee an'io
7. popeye ( 24/11/2006 16:05)
prime:

Izaho izao génération t@ izany mihitsy fa tsy TD6...

Slt Prime, tsy maninn refa génération t@ io 85-86 io enao de afaka miara-mihaona satria ny fiarahana tamin'ireo génération niaraka no mahafinaritra.Iza no prof de math-nareo na Physique?Iza no vazaha nampianatra anareo? Nabet?Costa? Lelay?Vion?...
Alefaso ny kilasy nisy anao sy ny anaranao fa de ilazao koa ny namana iray liasy tamnao fa vao maika mahafunaritra; Misaotra anao namaly

8. tslem ( 25/11/2006 00:39)
Dia mirary soa ny fihaonan i popeye sy prime lou zany hatreto:-D:-D:-D:-D
9. xxx ( 27/11/2006 21:44)
za t@zany mbola teny @epp de tsy mahazo mandeha ve
10. andrea ( 29/11/2006 20:33)
za tao amin'i Julf. fa hita howaa fa maininona ni 1985-1986 fotsiny ??
11. mimich ( 30/11/2006 08:15)
eny wa za ko zao tao am julf!! , nefa tam zany fotoana zany za mbola tany am KMM.
andréa> sa ndao ndray ary hamorona we ze 1ère C6 90-91 ee:-D:-D:-D:-D
12. pissoa ( 30/11/2006 13:06)
Za kou Julf (TC? 2000) fa tamizany 1985-86 mbola vao nianatra niantso an'dadanay :-D

Ny FMLJF (maintimolalin'ny LJF) anie efa ela be no nisy raha mazoto nareo e :)
13. popeye ( 30/11/2006 17:14)
:}
pissoa:

Za kou Julf (TC? 2000) fa tamizany 1985-86 mbola vao nianatra niantso an'dadanay :-D

Ny FMLJF (maintimolalin'ny LJF) anie efa ela be no nisy raha mazoto nareo e :)


Slt Pissoa,
Misaotra fa tsara ny hevitrao ny @ FMLJF satria io no iombonan'ny maintimolaly rehetra, fa ny ahy izany ireo le mba iray klasy t@ io année scolaire 85-86 io no mba tadiaviko.asa na tsy afaka mahita internet ry zareo na mbola sahirana fa mbola tsis ni contact ahy aloha hatramin'izao.Na izany , natsy izany de misaotra anareo rehetra anciens JULF rehetra nanome posakevitra t@ ity antso ity aho, na ireo efa zokibe toa anay na ireo zandry taty aoriana. Misaotra daholo e! ary mirary soa ho @ fiainana ho avy 8)8)8)8)8)8)8)8)
14. andrea ( 01/12/2006 15:01)
mimich < :-* raikitra izany, de zay capitaine nanao baolina basikety koa ve ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2222